The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Nicaragua Tahiry Firenena

RSS ho an i Nicaragua

2008-11-25

Nikaragoà: Nivelatra noho ny fiaraha-miasa ny tontolom-bolongana

Nihanivelatra tao ho ao ny tontolom-bolongana Nikaragoana ary isaorana noho izany ny mpamaham-bolongna samihafa sy ireo mpampiasa ny Twitter. Indro ny resadresaka fohifohy niarahana tamin'i Alvaro Berroteran ilay nisantatra tetikasa iray antsoina hoe Nicaragua y Su Blog izay nanandratra ny bolongana Nikaragoana. Niara-niasa tamin'ny hafa kosa aloha izy tamin'ny fananganana bolongana iraisan'olona maromaro sy nametraka vondrona Facebook vaovao.

2008-10-01

Lalàna ,
Mozika

Ampangain'ilay mpamaham-bolongana Nikaragoana Ingrid Bergman ny tarika (mpihira) maromaro tsy manana fijoroana ara-panjakana nefa dia tsy manana olana amin'ny fahazoana fanohanana ara-bola mihoa-mpampana. Ao amin'ny bolongana Sweet Orchid (voninkazo mamy) no anondroan'ny mpanoratra fa mahazo fanohanana ara-bola avy any ivelany saingy antsoiny fa “fanasana vola azo tamin'ny tsy rariny” ny tarika toa an'i Milly Majuc , Carga Cerrada ary División Urbana .

2008-04-02

Nikaragoa : Fahafahan'ny mponina mampiasa Aterineto

Cristhian no mitatitra ao amin'ny blaogy Economía y Más fa i Nikaragoa no manana ny taha iva indrindra amin'ny fahafahan'ny mponina mampiasa Aterineto any Ivon'i Amerika : En la actualidad Nicaragua se encuentra en el ultimo lugar, en términos de acceso a Internet, a nivel Centroamericano incluyendo a Republica Dominicana (este ...