Mpandika Tomavana
· 12:14 pm
· Jamaica
Montego Bay Day By Day no manapariaka sarin'ny faritra Saint-Ann taorian'ny tondra-drano izay nidona tany Jamaïka :
Last week business & home owners in the parish of Saint Ann received an unpleasant surprise. Following two days of very heavy rains sections of the parish were left battling flood waters. Schools & ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 7:17 am
· Barbados · China · Jamaica · Zimbabwe
Bajan Global Report sy ny Jamaïkana Geoffrey Philp dia samy mitatitra momba ny fivarotana fitaovam-piadiana Shinoa any Zimbaboe. Geoffrey Philp's mampahatsiahy ny fifandraisan'ny mpihira fanta-daza Bob Marley sy Zimbaboe :
Twenty-eight years after Bob performed “Zimbabwe”, Robert Mugabe is still holding on desperately to power and it seems that he will use any ...
1 hevitra · Tohiny »
Miaiky ny ezaka nataon'i Aimé Cesaire ny mpamaham-bolongana Jamaikana Geoffrey Philp , Manonona azy ho “ilay poeta hajaina manerana ny tontolo miteny frantsay sy mpitolona ho amin'ny zon'ny Indiana andrefana (mena hoditra)”, ary ny Caribbean Beat Blog kosa miteny azy hoe: “Amin'ny hafenoan-drano ( fo mavesatra) no hanaovana veloma ilay zanaky ny tanin'ny Indiana andrefana sy misaotra azy noho ny tolona tsy nanampitsaharana nanoherany ny fanjanahantany.”
#
“Inona moa no lazainy momba antsika raha ataontsika ho faralahim-pahamehana ny zon'olombelona fa zarantsika aza mijery fandaharana amin'ny fahitalavitra mandritra ny roa herinandro? Raha tsy fantatrao izay ataon'i Shina any Tibet dia tsy mametraka antsika ho tompon'andraikitra mihitsy ve izany?”: Nifantoka tamin'ny politikan'ny lalao olaimpika ho avy io ny resak'ilay Jamaikana Marlon James.
#
Manasa ny mpihaino handanjalanja ny Ragashanti, fandaharana fiadian-kevitra malaza iray, rehefa hanaovana lohahevitra ny Karàna any Jamaika – sady nampisendaotra rahateo ny ompampanavakavahana nisesy. Noraisin’ny mamaham-bolongana Annie Paul ho adidy ny miresaka azy ity
“ fa toa mikendry ny isian’ny sivana (izay nitranga) raha tsy hoe entina hanenjehana ny (fandaharana) ny Raga… lasa nivaona ilay ezaka saiky hanalàna ny Karana-Jamaikana amin’ny endrikendrika.”
#
Mpandika Tomavana
· 1:25 pm
· Ethiopia · France · Jamaica

Tamin'ity herinandro ity, ny blaogy amin'ny teny Frantsay Roots and Culture (Faka sy kolontsaina) dia nitafatafa [FR] tamin'ingahy Samuel Malher, manampahaizana mpikaroka ara-pivavahana any Strasbourg, Frantsa izay nanatanteraka ny dikanteny manontolo amin'ny teny Frantsay voalohany ny boky “Kebra Negast”, izay soratra masina eo imason'ireo Etiôpiana.
Ny Kebra Negast na “Voninahitr'ireo Mpanjaka” ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 1:13 pm
· Jamaica
Montego Bay Day By Day no manapariaka sary “mahavaky fo” ahitana trano manan-tantara avela ho haolo any Falmouth, Jamaïka :
I can only imagine how grand this building looked in its heyday.
“An-tsaina fotsiny no akako sary izay mety ho endrikendrik'ity trano ity tamin'ny fotoan'androny.”
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 3:43 pm
· Jamaica
Francis Wade no mitatitra momba izay fomba fiarahabana avy any Jamaïka :
In spite of the aggressiveness and sometimes harsh nature of life in Jamaica, one of the sweet contradictions lies in how Jamaicans greet each other.
“Na dia henjana aza ny fifandraisana ary tsindraindray koa ny fiainana any Jamaïka, dia isan'ny ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 12:30 am
· Jamaica
Mpitia fa tsy mpiady ny mpiblaogy Jamaïkana Francis Wade :
Today, I realized that living in Jamaica is teaching me to "Love Up" what ever happens.
Violence? Lost business? Hurricane? Argument? Crime?
They all occur in a stream of events, in which I am learning to simply love.
“Ankehitriny, tena tsapako fa ny iainako ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Jentilisa
· 3:23 pm
· Jamaica
“Hita ho ny faminaniana no handanian-dresaka amin'ity taona ity! Ny sasany mahita fa hitombo ny fanaovana heloka, moa ny hafa indray mahita fa hihamamiratra ny ho avy…”: Ny mampalahelo an'i Stunner dia ny “tsy fitokisany velively izay lazain'ireo milaza tena ho mpaminany”. (hatrany ka hatraty io rahalahy a!)
Janine Mendes-Franco
0 hevitra · Tohiny »
Fanamelohana ho faty ireo tantsaha malagasy noho ny aditany...
-
Misotra ny Jentilisa aloha nandika ity post ity mailaka dia maila...
-
Manaraka izany, tena manomboka mampiahiahy tokoa ankehitriny ity ...
-
Tsy maintsy manambara ny hevitro aho etoana ! Araka ny fijeriko n...
Tohiny »