Mpandika Tomavana
· 9:06 am
· D.R. of Congo · Haiti
Ny fidangan'ny fisondrotry ny vidin-tsakafo dia efa nipoiran'ny pitik'afo izay nandrehitra rotaka tany Haïti, sy Egypta ary Mozambika, tamin'ity volana ity toy ny fihasarotan'ny raharaha dia tsy hamela fotsiny ny kere hianjady amin'ireo osa indrindra amam-tapitrisany fa hisedra koa ny fahosana sy tsy fahampian'ny traikefan'ireo fitondram-panjakana any amin'ireo tany mahantra ...
0 hevitra · Tohiny »
Lazain'ny The Haitian Blogger (mpamaham-bolongana Haisiana) fa “diso toerana (babangoana na hafahafa) ny mandre ny filazan'ny Amerikana ‘fahombiazana' tamin'ny rotaka miady hanina any Haiti.”
#
Namakafaka lalina i Aloisio Milani [pt] fa “mety ho foto-dalàna sady azo heverina no azo ampiharina amin'ny fampanjakana ny filaminam-bahoaka ny fidiran'ny tafika an-tsehatra anivon'ny tanàna breziliana efa miaina herisetra isan'andro, noho ny fisiana fikambanana jiolahy voalamina any an-toerana, ny fahombiazan'ny miaramila misatro-manga (n'ny Firenena Mikambana)”. Nahare loharanom-baovao avy amin'ny tafika, (ny fivorian'ny) Minisitry ny fiarovana, ny fikambanana tsy miankina maro samihafa ary ireo manam-pahaizanaizy, ary havoakany tsikelikely mandritra ity herinandro ity ny andian-dahatsoratra sy nyresadresaka nataony.
#
Mpandika Tomavana
· 12:31 pm
· Haiti
Dictators, Peace Corps Volunteers, governments, activists, non profits, for profits, companies all talk about development - but can we agree on what it is?
“Mpanao didy jadona, mpiasa an-tsitrampò hoan'ny fandriampahalemana (Peace Corps), governemanta, mpivoy (isan-karazany), ONG, orinasa (samihafa), dia samy miresaka fampandrosoana avokoa - anefa ve mitovy akory ve ny ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 8:30 am
· Haiti · Venezuela
Ny blaogy Collectif-haiti-de-provence dia manoratra momba ny Tsena Vaovao izay haorina any Port-au-Prince, izay vokatry ny fiaraha-miasan'i Haity sy Venezoelà :
« Le Centre-Ville, précisément la Croix-des-Bossales où se sont installés plusieurs milliers de marchands, sera doté dans six mois d'un marché public moderne. [...]
Financés par le gouvernement haitien et le ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Jentilisa
· 4:02 pm
· Americas
Dia mitohy ihany ny fitantarana ireo fomba aman-danonana manerantany. Ao anatiny indrindra ny any Etazonia amin’izao fotoana izao. Dia resaka momba ny fomba avy any indray no resahintsika na dia ny any amin’ny nosy manodidina aza no ho tantaraina etoana. Mety hoe fialantsasatra mahazatra ny Amerikana Tavaratra ny Thanksgiving (androm-panehoam-pankasitrahana) ...
0 hevitra · Tohiny »
Fanamelohana ho faty ireo tantsaha malagasy noho ny aditany...
-
Misotra ny Jentilisa aloha nandika ity post ity mailaka dia maila...
-
Manaraka izany, tena manomboka mampiahiahy tokoa ankehitriny ity ...
-
Tsy maintsy manambara ny hevitro aho etoana ! Araka ny fijeriko n...
Tohiny »