The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Guyana Tahiry Firenena

RSS ho an i Guyana

2008-12-28

Noelin-dry zareo any Karaiba

Noely ny andro - Ary tsy misy n'aiza n'aiza mankalaza ny Noely ohatran'ny any Karaiba! Inty misy topi-maso kely ny amin'ny ataon'ny mpitoraka blaogy avy any Karaiba mba ho tafiditra ao amin'ny fanahin'ny fankalazàna... Ny mpitoraka blaogy avy any  Guyana dia nanao "meme" amin'ny hoe “Tsy Krisimasy ny Krisimasy rehefa ...

2008-09-10

Jamaïka, Guyana : Makotroka ny fodian'i Bolt any an-tanindrazana

The rain didn't stop Usain Bolt's return ‘back a yawd'. People lined the road from Norman Manley Airport all the way to the Jamaica Pegasus Hotel in New Kingston “Tsy nahasakana ny fodian'i Bolt aty amin'ny tanàna ny filatsahan'ny orana. Vory lanona ny olona eran'ireo arabe izay manasaraka ny seranam-piaramanidina Norman Manley ...

2008-08-15

Guyana : Hopitaly nirehitra

Levon'ny afo omaly maraina ny sampana mikarakara ny fahasalamana ara-tsaina ao amin'ny Hopitalin'i Georgetown. Notantarain'ireo mpitoraka blaogy ao amin'ny Living Guyana amin'ny antsipirihany ity hay trano ity ... Ny lahatsoratra voalohany dia nanamafy fa tena saron'ny afo ny Observation Ward : Georgetown's best and ill equipped firefighters were apparently able to contain ...

2008-07-31

Hehy ,
Lalàna

Living Guyana no  mitatitra fa mikasa ny handrara ny filazana na fampielezana ny fanameloha aho faty ny Filoha Goianey satria “ratsy loatra ny mandre azy ka manao izay mampalahelo ny olona ihany koa”, Tonga moa dia nanamarika i MediaCritic hoe: “Tsy mbola hita mihitsy izay paikady mazava entina miady amin'ny fitombon'ny fanaovan-keloka eto Goiana.” GT…Keep It Real indray manapololotra ny : “Fa hampakatra ny fari-piainan'ny ANTITRA ve ny Presi sa haninona eee?”

2008-05-07

Guyana : Ny itiavako azy

Guyana-Gyal no mizara izay fomba fijeriny izay fomba ahafantarana fa tena fitiavana ? any Guyana : Mammy, you know what I think love is? It ain’t the giving of things. A fella can buy the most expensive things for a gyal. And then he gon buy for another one. And another ...

2008-04-29

Guyana : Vidin'ny vary

Rice is the new pearl, “Ny vary no perla vaovao” araky ny nambaran'i Guyana-Gyal raha manomboka hita ny vokadratsin'ny fidangan'ny vidin-tsakafo.

2008-02-01

Guyana : Idifian'izao tontolo izao ve izay niseho tao Lusignan ?

Apetraky Caribbean Lionesse ny fanontaniana amin'izay mety ho antony nidifian'ireo fampahalalam-baovao eran'izao tontolo izao, ny vono olona mahatsiravina izay vao nitranga tany Lusignan, any Guyana : If a crazed gunman had killed even half that number in a mall/school/church in the United States or some European country, it would be huge ...

2007-12-05

Guyana : Basy sa iPods ?

Inona no lafo vidy kokoa any Guyana Basy poleta 9 mm sa fihainoana mozika MP3 ? Atolotry ny blaogy Guyana Providence Stadium miaraka amin'ny isa ny valiny. Nicholas Laughlin