The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

French Guiana Tahiry Firenena

RSS ho an i French Guiana

2008-12-28

Noelin-dry zareo any Karaiba

Noely ny andro - Ary tsy misy n'aiza n'aiza mankalaza ny Noely ohatran'ny any Karaiba! Inty misy topi-maso kely ny amin'ny ataon'ny mpitoraka blaogy avy any Karaiba mba ho tafiditra ao amin'ny fanahin'ny fankalazàna... Ny mpitoraka blaogy avy any  Guyana dia nanao "meme" amin'ny hoe “Tsy Krisimasy ny Krisimasy rehefa ...

2007-10-06

Fahafatesan'ny fiteny : vokatry ny lalànan'ny fivoarana, sa làlam-javaboahary, sa famotehana ?

Isika zanak'olombelona dia miaina anivon'ny firenena miisa 194 fotsiny, aleo angaha atao hoe na mihoatra kely na latsaka kely, anefa dia ny fitenintsika dia anelanelan'ny 7'000 sy 8'000 isa. Mihena an-toerana anefa ireny fiteny maro samihafa ireny. Tombatombanana ho fiteny iray no manjavona isan-tapa-bolana. Zato taona lasa izay, firenena Erôpeana azo isaina ...