Tantara misongadina momba ny Dominican Republic
2009-11-21
Repoblika Dominikana: Mitohy ny olana herinaratra
Vao tsy ampy 3 volana no nandraisany ny asa amin'ny maha filoha lefitry ny CDEEE (Dominican Corporation of State Electric Companies [es]) dia tsy maintsy mitady fanampiana any ivelan'ny fireneny i Celso Marranzini hamahana ny olana herinaratra any an-toerana, izay mihasarotra hatrany.
Nisy delegasiona notarihan'i Marranzini nankany Korea Atsimo hitady fanampiana ...
2009-10-28
Repoblika Dominikana: Hetsika fampahalalana ny homamiadana
2009-08-20
Repoblika Dominikana: Ho voavaha ve ny olan'ny delestazy?
Isaky ny faha-16 Aogositra any amin'ny Repoblika Dominikana, dia fahazaran'ny governemanta amin'io daty io satria feno indray ny taona niasany, ny fanoloan'ny filoha Leonel Fernández ny mpikambana sasantsasany ao amin'ny governemantany. Tsy dia nisy loatra ny fanovana lehibe, fa nisy kosa ny iray izay niteraka adihevitra. Ny filoha lefitry ...
2009-07-07
Repoblika Dominikana: manohitra ny fananganana orinasa fanaovana simenitra ao Los Haitises
2007-10-29
Repoblika Dôminikana : Sarin'ireo mpanao ratsy voasambotra
Ny blaogy Remolacha.net [Espagnôla] dia mihevitra fa tsy maintsy halan'ireo mpanao ratsy izao ireto finday sy fakan-tsary vaovao nohon'ireo sary izay nosamboriny, izay ahitana ireo mpanao ratsy ireo voasambotra.
Eduardo Avila




