The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Dominica Sokajy ara-tany

RSS ho an ny Dominica

2008-07-31

Dominica,
U.S.A.

“Liana dia liana amin'ny fizotry ny fifidianana Amerikana i Chris ao amin'ny Dominica Weekly , ary mitarika azyizany hitodika amin'ny toetoetran'ny politika ao an-tanindrazany: “Angamba ny zavatra mahomby indrindra azontsika atao dia ny milaza ny marina amin'ny manampahefana, midradradradra izay ilaintsika, mitaky ny zo sasantsasany, tahaka ny fitsaboana, fahampiantsakafo, ary fialofana ho an'ny rehetra.”

2008-01-17

Dôminika : Izay lazaiko atao, fa tsy izay ataoko

Mampahatsiahy antsika i Steve's Dominica As our Government takes a step closer to turning Dominica into an oil refinery for Hugo Chavez, it's worth remembering what they said in 2006 “Ary satria ny governemanta dia mbola namindra indray nanakaiky ny hamadihana ny nosy Dôminika ho orinasa fanasivanana ny solik'i Hugo Chavez, dia ...

2008-01-11

Dôminika, Venezoelà : Raikitra ve ny varotra ?

Apparently Hugo Chavez announced today that construction will begin soon on the oil refinery here “Toa hoe nambaran'ny (filoham-pirenena Venezoelana) Hugo Chavez androany fa hanomboka aty tsy ho ela (intony) ny fanorenana ny orinasa vaventy fanodinana solika ho lasantsy” Manontany tena i Living Dominica raha misy zavatra tsy arany [tsy nanao fanambarana ny ...

2007-11-01

Dôminika : Tazo Denga (tohiny)

Ny blaogy Living Dominica [Anglisy] dia mitantara fa mbola avo ny voka-dratsin'ny tazo denga any amin'ny nosy sasantsasany any Karaïbà. [Ity dia mbola tohin’ilay lahantsoratra efa notaterina teto ihany : Tazo Denga] Janine Mendes-Franco

2007-10-26

Barbàda, Dôminika : Mpanao gazety notoriana tany amin'ny fitsarana

Ny blaogy Barbados Free Press na fahampahalalam-baovao malalaka any Barbada, dia mitatitra ny nitorian'ny Praiministry ny nosy any amin'ny fitsarana an'i Matt Peltier, mpanao gazety any Dominika. « It all started when The Times published an article asking how it was that the Prime Minister acquired a million dollars worth of ...

2007-10-16

Trinite sy Tôbagô, Dôminika : « Blog Action Day »

Ireo blaogy Haveworld sy Living Dominica [Anglisy] dia manatitra ny anjara birikiny amin'ny Blog Action Day amin'ny fanolorana soso-kevitra izay heveriny fa mety hanampy amin'ny fitadroana sy ny fikolokoloana ny tontolo iainana. Janine Mendes-Franco

2007-10-14

Dôminika : Tazo Denga

Ny blaogy Living Dominica dia mitantara « ny fiainana ao ambany fiarovan'ny aro-moka » [Anglisy] amin'izao firongatry ny tazo denga [dengue fever | fièvre dengue] any amin'ny nosy Dôminika izao. Nicholas Laughlin