The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Colombia Tahiry Firenena

RSS ho an i Colombia

2008-03-09

Fikambanana Tononkalo Eran-Tany: ny andriambavilanitra no mitazona ny atsasaky ny lanitra

Amin'ny andro fifakalazana ny Andriambavilanitra eran-tany, y Kathy Ward avy amin'ny Rising Voices sy Nari Jibon dia nanome hevitra hoe ahoana moa raha mba anao fikambanana tononkalo eran-tany ao anatiny mpanao blaogy ny Rising Voices. Nomena erin-andro ny mpiblaogy anoratra tononkalo momba ny andriambavilanitra: Tononkalo 10 no ...

2008-01-04

Avia jereo ny poezian’ireo bilaogera vaovao hilazany izay any anatiny any

Ao amin'ny Rising Voices ny lahatsoratra loharano Heverintsika fa samy manana ny endrika sy bika, poezia (avy amin’ny teny grika poiesis, « manangana » na « mamorona ») ao aminy avokoa aloha ny teny tsirairay avy manerantany, hampitany ny tomany, na izany, hilazany fa mifaly na mijaly, ary entina hanambarana ny ...

2008-01-02

Enimbolana voalohan’ny Rising Voices

Tahaka antsika efa vonona ny hiditra ao amin’ny taona 2008, dia hankalaza ny fahaenimbolana voalohany nisiany ny Rising Voices. Isaorana indrindra ny fahalalaha-tanan’ny Fanorenana John S. sy James L. Knight nahafahan’ny Rising Voices nanolotra fanampiana madinika ireo tetikasa fampiroboroboana ny fantsom-panomezam-baovaon’olom-pirenena dimy miorina any Bangladesh, India, Sierra Leone, Bolivia, ary ...

2007-12-31

Americas: Tamberina nandritra ny taona

Plan Colombia and Beyond no manao tamberina mitsinjara isam-bolana tamin'ny zava-dehibe nitranga tao Kolombia sy Amerika Latina nanditra ny taona 2007. Eduardo Avila

2007-12-27

Ny fahatsaran’i Suso sy ny fahamendrehan’olombelona

Lahatsoratra nivoaka tao amin’ny Rising Voices. Ataoko fa na aiza na aiza dia ahitana avokoa ireny olona manana ny lazany na amin’ny tsara na amin’ny ratsy ireny avokoa, noho ny talentany, ny toetrany na noho ny tantarany manokana. Olona (maningana) manana fiainana toa miavaka toy amin’ireny tantara voasoratra na voalahatsary ankafizintsika ...

2007-12-05

Radiosikileta: sady radio no bisikileta

Avy amin’i Juliana Rincon [es] no nahafantaranay ny fisiana bisikileta hafakely miasa ao Caquetá, ao Kolombia.ity : “It seats two and carries with it a complete radio broadcasting system, able to send out Wi-max signals and be heard not only through the Andaquí Community Radio, but live through Internet as well“. “iasan’olon-droa ...

2007-10-25

Colombia: Niatrika ny Fitsarana faratampony ny filoham-pirenena Uribe

Niseho tao amin’ny fahitalavi-pirenena [kolombiana] ny Filoha Álvaro Uribe Vélez ny alatsinainy 8 oktobra nanambara fa vao noampangaina ho nibaiko ny famonoana ny lehiben’ny milisy mitam-piadiana fantatra amin’ny anarana hoe René ny tenany. Hoy ny Reuters, The court, which is probing dozens of Uribe's political allies on charges they supported paramilitary ...

2007-10-16

Kôlômbia : Fampanantenan'ny kandidà ho ben'ny tanàna

Ny mpiblaogy Velvet ao amin'ny PISO TR3S [Espagnôla] dia mitantara ny kandidà ho ben'ny tanàna any Medellina iray, izay mampanantena aterineto malalaka sy maimaim-poana hoan'ny rehetra sy solosaina iray isaky ny ankizy raha izy no voafidy ho ben'ny tanàna. Eduardo Avila

2007-10-08

Kôlômbia : Natolotra ny blaogy mitantara ny seraseram-barotra amin'ny alalan'ny hatsikana ny loka voalohany

Natolotry ny CCIT (Cámara Colombiana de Informática y Telecomunicaciones | Colombian Chamber of Telecommunications and Information Technology) izay ivondronan'ireo orinasa misahana ny serasera infôrmatika sy ny fifandraisan-davitra any Kôlômbia hoa an'i Se nos cayó el sistema [Espagnôla] ny maripankahasitrahana loka voalohany hoan'izay Blaogy Mahafapo Indrindra tamin'ny taona 2007, resaka seraseram-barotra ...