The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Chile Sokajy ara-tany

RSS ho an ny Chile

2008-04-12

Arzentina : Mpianatra sekoly ambony mampiasa lahatsary aseho aterineto hitaterany ny olana mianjady aminy

Te-hisintona ny mason’ny famoaham-baovao[es] hilazany ny olana mahazo azy ny mpianatry ny sekoly ambony arzantina tamin’ny fametrahana lahatsary tao amin’ny YouTube : mila trano lehibe afaka ianarana ry zareo. Amin’izao fotoana izao dia any amin’ny sekoly fanabeazana fototra no mamonjy sekoly ny Ipem 112 “César Iñíguez Montenegro”, any Sebastián Elcano, ...

2008-01-16

Brazil,
Chile

Hita tao amin'i Alberto Marques [pt] miresaka momba ny tetikasa an'olom-pirenena mampahalala vaovao natsangana any Chili, Ny firenena Amerikana Latina mazoto indrindra mandray an-tanana zavatra sahala amin'itony ka ity vao natsangana ity antsoina hoe El Naveghable [es] dia efa manana mpiara-miasa mihoatra ny 300 sahady ary mbola hitombo isa hatrany. “Nefa eto Brezila, vitsy na tsy misy mihitsy no mety hanagasanga any”, hoy ny alahelon'ilay mpamaham-bolongana

2008-01-07

Fanadihadiana momba ny bolongana sy ny fanaovan-gazety

Fabio Malini [pt] no mandrisika antsika hanaraka ny fanadihadian'i Alvaro Liuzzi [es] izay “niezaka hiresaka fanadihadiana tamina mpanabolongana maromaro Argentina, Espaniola, Shiliana sns - milazalaza ny omomba ny famahanam-bolongana sy ny fanaovan-gazety, navoaka an-dahatsary ao amin'ny vohikala Vimeo. 12 ny isany ary notontosaina tamina Canon Powershot A 550″. Paula Góes

2007-11-12

Shily : Teti-panorona hoan'ny OLPC

Ny mpiblaogy Luis Ramirez izay mambran'ny OLPC any Shily dia mitantara ao amin'ny blaogy One Laptop Per Child News [Solosaina Iray Isan'Ankizy] izay teti-panorona kasaina apetraka mba hatrany ny tanjony dia ny : « achieve free and permanent access to computers for at least 1 million Chilean children living in poverty ...