Mpandika Tomavana
· 8:51 am
· Argentina · Bolivia · Colombia · Ecuador · Guatemala · Paraguay · Peru

Niara-niravoravo tamin'ny vahoaka Kôlômbiana ny faritry Amerika Atsimo [Latina] iray manontolo raha vao nahare ny vaovao fa Rtoa Ingrid Betancourt sy olona 14 hafa izay nalaina sy notazonina an-keriny no avotra. Rtoa Betancourt, teratany Amerikana 3 sy miaramila Kôlômbiana 11 no indray afaka taorian'ny andram-panavotana nampitondraina ny anarana teti-panorona hoe “Jaque.” Mpiblaogy avy amin'ny firenen-drehetra ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Mialy Andriamananjara
· 7:28 pm
· Bolivia

Mitombo tsikelikely ny mpampiasa Twitter boliviana, ary nahazo tosika lehibe ry zareo tamin'ny fanamboarana ny pejy TwittBo [es], manantena ny hanome dokam-barotra be be kokoa ity fomba fifandraisana efa be mpakafy ity. Fanampin'izany dia nisy koa Facebook niforona mba hikambanan'ny mpanao twitter boliviana. Roa amin'ny mpamorona, Ricardo Zuna (@masaco) ...
1 hevitra · Tohiny »
Tany La Paz, Bolivia, no nahitan'i Ruxandra Guidi raha nitsidika ny tsenan'i Villa Fátima izy fa ao amidy malalaka ny coca. Tao amin'ny Untold Stories avy amin'ny Foibe Pulitzer momba ny olana amin'ny fampitambaovao no nakana ny lahatsoratra. (hoy ny mpandika teny: tongava aty Antananarivo ianao fa ny Cola indray no amidy malalaka miaraka amin'ny voanjo aty sao voarara any izany.)
#
Mpandika Jentilisa
· 11:21 am
· Bangladesh · Bolivia · Colombia
Ao amin'ny Rising Voices ny lahatsoratra loharano
Heverintsika fa samy manana ny endrika sy bika, poezia (avy amin’ny teny grika poiesis, « manangana » na « mamorona ») ao aminy avokoa aloha ny teny tsirairay avy manerantany, hampitany ny tomany, na izany, hilazany fa mifaly na mijaly, ary entina hanambarana ny ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Jentilisa
· 7:49 am
· Bolivia · Colombia · Sierra Leone
Tahaka antsika efa vonona ny hiditra ao amin’ny taona 2008, dia hankalaza ny fahaenimbolana voalohany nisiany ny Rising Voices. Isaorana indrindra ny fahalalaha-tanan’ny Fanorenana John S. sy James L. Knight nahafahan’ny Rising Voices nanolotra fanampiana madinika ireo tetikasa fampiroboroboana ny fantsom-panomezam-baovaon’olom-pirenena dimy miorina any Bangladesh, India, Sierra Leone, Bolivia, ary ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Jentilisa
· 5:50 am
· Bolivia
Iray tamin’ireo tetikasa fampitam-baovaon’olom-pirenena dimy nahazo ny vatsin’ny Rising Voices tamin’ny volana jolay 2007 ny Voces Bolivianas (’ Feo boliviana’). Notarihin’i Mario Duran, i Eduardo Ávila, ary i Hugo Miranda,[es] tamin’ny alalan’ny atrikasa valo notanterahina indroa isan-kerinandro tao amin’ny toeram-pivoizana aterineto iray tao an-tanànan’i El Alto any Bolivia nandritra ny ...
2 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 12:10 am
· Bolivia · Brazil
Ny mpiblaogy Sakamoto dia manararotra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena hoan'ny mpifindra-monina any São Paulo, any Brezila mba hamoaboasana mikasika ny toe-draharaha iainan'ireo Amerikana Tatsimo mpila-ravinahitra any Brezila, izay Boliviana ny ankamaroany ary miasa amin'ny endrika tsy fampiseho masoandro satria toy ny andevo mihitsy aza ny sasantsasany:
« When will this country treat “its” Bolivians with ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Jentilisa
· 9:11 am
· Bolivia
Tsy hoe efa ho iray volana lasa izay ity no nitranga dia avela any fa misy kosa ny ampitahana izay voambara manaraka eto amin’ny fomban-drazantsika Malagasy. Vao avy nankalaza ny fialantsasatry ny Todos Santos, fetin’ny Olo-masina rehetra, i Bolivia. Misy fomban-drazana ao an-toerana moa nasisika tamin’ity fankalazana lehibe ity. Fianakaviambe ...
2 hevitra · Tohiny »
Mpandika Jentilisa
· 2:58 pm
· Americas · East Asia · Oceania · Sub-Saharan Africa
Ny vahoaka Indizeny, miisa 370.000.000 manerantany, no mora andairam-pahavoazana sy voatositosiky
ny hafa indrindra.[Raha ny eto Madagasikara no resahina dia tafiditra ao anatin’ity sokajy ity ny Mikea any atsimo andrefana ary raha ny heverina ho malaza indrindra indray aty Afrika atsimon’I Sahara no resahina dia ny Bushmen no tafiditra]. 22 taona ...
4 hevitra · Tohiny »
Fanamelohana ho faty ireo tantsaha malagasy noho ny aditany...
-
Misotra ny Jentilisa aloha nandika ity post ity mailaka dia maila...
-
Manaraka izany, tena manomboka mampiahiahy tokoa ankehitriny ity ...
-
Tsy maintsy manambara ny hevitro aho etoana ! Araka ny fijeriko n...
Tohiny »