The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Bermuda Sokajy ara-tany

RSS ho an ny Bermuda

2008-06-08

Bermudes: Nitsimbadika ny fandraràna

Sorena ny mpitoraka bilaogy avy any Bermudes noho ny Mpitondra tenim-panjakana nanilika ny fandraràny tamin’ny fanontanian’ny zokiolona Parlemantera iray izay niantefa tamin’ireo Minisitra. Vexed Bermoothes : “Ny fanaovany izany dia fampibaribariany ny fisian’ny zava-tsy manjary any anatin’ny andrim-panjakana Bermuda any mba hanalavirana ny mangarahara sy ny maha-tompon’antoka ao anatin’ny ...

2008-03-19

Bermuda : Hetsika andavan'andro mba « hahamaitso » kokoa

A Radical in Bermuda no mizara torohevitra vitsy mikasika ireo hetsika andavan'andro azo atao mba “hahamaitso” kokoa, izany hoe hanajana kokoa ny tontolo iainana : reuse water bottles instead of buying bottled water [...] do not commute alone by car [...] have no more than 1 child, or adopt additional children [...] compost your ...

2008-01-29

Bermuda : Mpitandro ny filaminana sady mpiblaogy “nahantona”

Mpitandro ny filaminana sady mpiblaogy any Bermuda i Allan Palmer, nambarany fa “nahantona” amin'ny maha-Polisy azy izy noho ny lahatsoratra izay napariany teo amin'ny blaoginy : That article was posted as a last minute ditch to abort a devious plans which was orchestrated and initiated for my demised. To ensure that ...