The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Belize Tahiry Firenena

RSS ho an i Belize

2008-10-21

Voina ,
Fanabeazana

“Nampitoka-monina ny tanàna kely sy lehibe maro sy nahatonga fialana tamin'ny toerana iva, nanimba ny voka-pambolena sy fikatonan'ny sekoly maro any amin'ny faritra afovoany sy andrefan'i Belizy ny fitondrahan'ny rano (raiso amin'ny teny hoe tondra-drano) tany amin'ity firenena ity…”: hoy Belizean namelabelatra tamin'ny antsipiriany.

2008-01-23

Belize : Misaona an'itompokolahy Palacio

Belizean dia mitatitra fohy ny mombamomba ilay noheverina ho sangany amin'ireo mpihira any an-toerana, raha mbola misaona ny fahalasanan'ny mpanakanto Andy Palacio ny any Belize : Andy Palacio was not only the most popular musician in Belize, he was also a serious music and cultural activist with a deep commitment to ...

2007-11-23

Vondronosy Karaiba: Ny Fanehoam-pankasitrahana

Dia mitohy ihany ny fitantarana ireo fomba aman-danonana manerantany. Ao anatiny indrindra ny any Etazonia amin’izao fotoana izao. Dia resaka momba ny fomba avy any indray no resahintsika na dia ny any amin’ny nosy manodidina aza no ho tantaraina etoana. Mety hoe fialantsasatra mahazatra ny Amerikana Tavaratra ny Thanksgiving (androm-panehoam-pankasitrahana) ...