2007-11-23
Vondronosy Karaiba: Ny Fanehoam-pankasitrahana
Dia mitohy ihany ny fitantarana ireo fomba aman-danonana manerantany. Ao anatiny indrindra ny any Etazonia amin’izao fotoana izao. Dia resaka momba ny fomba avy any indray no resahintsika na dia ny any amin’ny nosy manodidina aza no ho tantaraina etoana. Mety hoe fialantsasatra mahazatra ny Amerikana Tavaratra ny Thanksgiving (androm-panehoam-pankasitrahana) ...
0 hevitra · Tohiny »
2007-10-29
Barbada : Miblaogy koa ny ao amin'ny Tahirim-Bola Iraisam-Pirenena FMI
Ny Tahirim-Bola Iraisam-Pirenena FMI na Fonds Monétaire International | International Monetary Fund dia manana blaogy ary heverin'ny blaogy Living in Barbados fa :
« this recent step into the blogosphere, and its subcategory the econoblogsphere will be interesting to watch. »
« Hahaliana ny hanara-maso ny fivoatr'ity dingana vaovao ao anatin'ny blaogosifera ...
2 hevitra · Tohiny »
2007-10-26
Barbàda, Dôminika : Mpanao gazety notoriana tany amin'ny fitsarana
Ny blaogy Barbados Free Press na fahampahalalam-baovao malalaka any Barbada, dia mitatitra ny nitorian'ny Praiministry ny nosy any amin'ny fitsarana an'i Matt Peltier, mpanao gazety any Dominika.
« It all started when The Times published an article asking how it was that the Prime Minister acquired a million dollars worth of ...
0 hevitra · Tohiny »
2007-10-14




