“Mihanaka aoka izany ny aretina azo avy amin'ny firaisana tsy voaro sy ny tsimok'aretina VIH/SIDA any Bahamas , noho ny fitomboana fatratra ny isan'ireo tanora tratran'izany”: Adrian Gibson ao amin'ny WeblogBahamas moa dia manolo-kevitra hisian'ny fimailo any an-tsekoly.
#
Mpandika avylavitra
· 6:45 am
· Bahamas
“Manao ahoana ny momba antsika sy ny hazo? Toa mivoitra fa ny zava-mahasoa (fahatsaràna) — dia ny rivotra madio sy fahatoniana ary alokaloka — dia tsy laharam-pahamehana intsony mihitsy ho an’ny tanan-dehibentsika”: I Nicolette Bethel dia niangavy mafy ny namany Bahamians mba hisaina ny fiainana anaty tontolo iray ...
0 hevitra · Tohiny »
Ilay vehivavy Bahamiana “nosamborin'ny polisy manao fanamiana nanakana azy hiakanjo tao an-tranony sady notazonina tao amin'ny biraon'ny polisy tao Nassau nandritra ny ora maro vao navela hitafy izy” no nomelohina ho nanao fiteny vetaveta, fihetsika tsy milamina ary namalivaly tamin'ny fisamborana azy: Antsoin'i Womanish ho “fanimbazimbana ny zo mahaolona” izany.
#
Mpandika Tomavana
· 2:29 pm
· Bahamas
Satria maty novonoin'olona teo am-perinasa ity Mpitandro ny filaminana iray dia vaky vava i Adrian Gibson nanambara tao amin'ny WeblogBahamas.com fa :
“The fear of crime has left many citizens practically incarcerated in their own homes. The peacefulness and harmony that once depicted the Bahamas is now lost to the ages.”
“Ny ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Jentilisa
· 6:35 am
· Bahamas
“Tokony ho fantatry ny governemanta sy ny Bahamiana amin’ny ankapobeny fa zavamiseho marolafy izay mitaky zavatra hafa ankoatra ny torapasika mahafinaritra, fitaninan’andro ary ny filomanosana andranomasina ny fizahantany”:
Anisan-dresaka nataon’i Adrian Gibson avy ao amin’ny WeblogBahamas.com izany raha niresaka ny amin’ny fizahantany sy ny fanaovankeloka izy.
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Jentilisa
· 4:18 pm
· Americas
Ny mpikarajia amin'ny onjam-peo maro no mihevitra fa ny fanamafisana ny fanamelohana ho faty no ahafahana misoroka ny fitombon'ny heloka bevava. Miezaka hanazava ny heviny izay mifanohitra amin'izany fironan'ny be sy ny maro izany kosa i Rick Lowe ao amin'ny weblogBahamas.com. Sombiny kely holazaiko voasoratra ao ny hoe misy andraikitry ...
4 hevitra · Tohiny »
Mpandika Mialy Andriamananjara
· 3:02 pm
· Sub-Saharan Africa
Misy orinasa mpitady mpiasa ahiana ho sandoka nentina eo anatrehan'ny lalana any Madagasikara. Gateway Global Consultants, tarihin'izany Steve Turmel izany, milaza fa mpanolo saina maneran-tany, dia nahazo fandrarana hialana an'i Madagasikara , fa nampanantena Malagasy ana arivony asa any Bahamas ao amin'ny « West Palm Textiles and Garnments», raha mameno ...
2 hevitra · Tohiny »
Madagasikara: Masoivoho Frantsay voaroaka noho ny vitandratsy...
-
Misaotra ra Jentilisa fa tena kinga tokoa ianao izany mandika ten...
Tohiny »