The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Argentina Tahiry Firenena

RSS ho an i Argentina

2008-01-15

Arzantìna : Hetsika fanoherana fahatapahan-jiro

Avy any Arzantìna, ny blaogy Good Airs dia mamakafaka ny fototenin'ny hoe “cacerolazo” izay hetsika fanaon'ireo Porteños maro ho fanoherana : I love the word "cacerolazo." It describes a protest, but it more literally means something like a "pot-bang" ("cacerola" = casserole or stew pot and then the suffix "-azo" denotes ...

2008-01-07

Fanadihadiana momba ny bolongana sy ny fanaovan-gazety

Fabio Malini [pt] no mandrisika antsika hanaraka ny fanadihadian'i Alvaro Liuzzi [es] izay “niezaka hiresaka fanadihadiana tamina mpanabolongana maromaro Argentina, Espaniola, Shiliana sns - milazalaza ny omomba ny famahanam-bolongana sy ny fanaovan-gazety, navoaka an-dahatsary ao amin'ny vohikala Vimeo. 12 ny isany ary notontosaina tamina Canon Powershot A 550″. Paula Góes

2007-11-02

Arzantina: nandresy tamin’ny fifidianana tsy nahasarika I Kirchner

Vita ny fifidianana tao Arzantina. Misy milaza fa io angamba ny fifidianana tsy nahasarika indrindra hatramin’ny niverenan’ny demokrasia tamin’ny taona 1983. Roa andro mialoha ny fifidianana anefa dia tsy misy marika amantarana izany teny an-dalana ankoatra ny afisy vitsivitsy. Tsy nandray anjara tamin’ny raharaha ny ankamaroan’ny olom-pirenena, nefa tsy midika ...

2007-10-29

Arzantìna : Raharaha fanampiny mahakasika ireo mpiasan'ny seranam-piaramanidina

Ny mpiblaogy Jorge Gobbi dia mampita amin'ny alalan'ny Blog de Viajes [Espagnôla] ny raharaha farany tsikaritra mahakasika ireo mpiasan'ny seranam-piaramanidina any Buenos Aires, Arzantìna : dia ny fangalarana ny entan'ireo mpandeha. Eduardo Avila

2007-10-28

Arzantìna : Efa nandresy sahady angaha ilay Ramatoa ?

Ny mpiblaogy El Opinador Compulsivo dia mihevitra fa « mazava ho azy » fa tsy maintsy mandresy Ramatoa Cristina Kirchner [vadin'ny filoha eo am-perinasa] fa mba fombafomba fotsiny ny anatanterahana ny fifidianana ho filoham-pirenena vaovaon'i Arzantina ka nahoana ary ny firenena : « nos tomamos la molestia y todo el gasto ...