Tantara mikasika ny Lahatsary tamin'ny Septambra, 2014
Fifandonana Henjana Teo Amin'ny Polisin'i Hong Kong Sy Ireo Mpianatra Nanao Hetsi-panoherana Am-pilaminana
Anjatony ireo mpianatra mpanao hetsi-panoherana no nanangana ny tànany hanehoany fa tsy mitondra fitaovam-piadiana ry zareo ary nanao ampinga olombelona mba hisakanana ireo polisy mpandrava korontana. Saingy nasian'ny polisy tamin'ny tsifotra tsiperifery izy ireo ary ampolony no voasambotra.
Ireo Saribakoly Vaventy Hetsehan-tànana No Manokatra Ny Adihevitra Momba Ny Olana Sosialy Ao Mozambika
Fantaro ny tantara sy ny aingam-panahy entin'ireo saribakoly vaventy hetsehan-tànana izay namelona ny arabe sy ny tsena tao Mozambika.
Kyrgyzstan: Milasy Eo Anilan'ilay Jiolahy Raindahiny Ao Amin'ny “Lalao Iraisam-pirenen'ny Mpifindramonina”.
Inona no maha samihafa ireo mpanao asa ratsy amin’ireo Parlemantera? Tsy dia misy, raha araka ny adihevitra iray vao haingana tao amin’ny sehatry ny filazam-baovao malaza ao Kyrgyzstan.
Manao Ny Fangatahany Tohananà Hetsika Tselatra Fandihizana Ny Lehilahy Japoney Iray Ao Osaka
An-tapitrisany no nahita ny lahatsarin'ilay fangataham-badinà lehilahy tamin'ny fomba miavaka, natao niaraka tamin'ny hira Louder an'ilay Filipina malaza mpiangaly "pop", Charice.
Làlan'i Limà Velona Miaraka Amin'ny Feon'ny Mozika
Ny "valse" tamin'ny taonjato faha-19, mpitendry "saxophone" jamba, fiverenan-kira: mahatsiaro ireo mpanakanto nitondra fifaliana sy nanome endrika ny làlana tao Limà tanànany ny mponina ao Pero.
Tezitra Noho Ny Fahatarana Adiny 2, Mpanao Politika Pakistaney Nosakanan'ireo Mpandeha Tsy Hiditra Ao Anaty Fiaramanidina
Efa mahazatra ao Pakistana ny fahataran'ny fiaingan'ny fiaramanidina noho ireo mpanao politika sy olo manana fifandraisana ambony.
Manao Fanamby Momba ny Hanohanana, Ny Ady Ary Ny Pôlitika Ireto Karazany 8 Toy Ny Ice Bucket
Manovaova ny endrik'ilay hetsika miparitaka be ao anaty aterineto ny olona, manomboka amin'ny hetsika “Lather Against Ebola” iadiana amin'ny Ebolà any Côte d'Ivoire, ka hatramin'ny "Rubble Bucket Challenge" ho an'ny ankizy any Gazà.
Video ‘Happy’ Anisan'ny Nivoaka Farany Indrindra Avy Any Sikkim, An-Tampon'i Himalaya Ao India
Aleo tara toy izay tsy misy, namoaka voatra [version] iray ho an'i Sikkim, fanjakana iray miorina ao amin'ny tangoron-tendrombohitra Himalaya sady tsy manana moron-dranomasina ao avaratra atsinanan'i India, i Sushmita Pakhrin avy ao amin'ny Lens Craft Production.
Ice Bucket Challenge An'i ALS : Inona Avy Ireo Lesona Azo Tsoahana ?
Tsy azo lavina fa lasa maro ny olona mahalala bebe kokoa momba ny ALS noho ny teo aloha, anefa nanome tsiny ilay hetsika ireo tsikera hoe manome vahana bebe kokoa ny fanbandratan-tena fotsiny ilay izy.
Afrikana Sisampatin'ny Ebola: Mitantara Ny Fahasitrànany Sy Ny Fanilihan'ny Fiaraha-Monina
"Misaotra an'Andriamanitra tamin'ny fisian'ireo dokotera ireo. Nanome taratasy ahy izy ireo izay manaporofo fa sitrana tamin'ny aretina Ebola aho sao mantsy misy olona tsy mino izany."