· Septambra, 2013

Tantara mikasika ny Lahatsary tamin'ny Septambra, 2013

Tolona Hanakanana Ny Fanambadian'ny Ankizy Ao Yemen

  26 Septambra 2013

Fomba fanao mahazo vahana ao Yemen ny fanambadian'ny ankizy, indrindra any amin'ny faritra ambanivohitra. Niteraka adihevitra momba ity olana goavana ity ny tantara momba ny fahafatesan'ilay ankizivavy kely valo-taona efa manambady.

Ireo pejinay momba an i Lahatsary

Fantatra amin’ny teny iraisampirenena hoe video