Tantara mikasika ny Lahatsary tamin'ny Septambra, 2008
Herinandron'ny moana marenina: Mangetaheta fanabeazana mamirapiratra
Amin'ny fizarana faharoa amin'ity lahatsoratra mikasika ny herinandron'ny moana marenina ity (eto ny fizarana voalohany), dia entinay any amin'ny tontolon'ny fanabeazana ny moana marenina ianareo, sy ny fanamby isan-karazany tsy maintsy atrehiny. Voalohany ny any amin'ny Repobilika afovoan'ny Afrika misy sekoly iray misokatra noho ny fitiavana madiodio rehefa nitsahatra ny...
Herinandron'ny fampahalalana ny moana marenina: fomba hafa hampitan-kafatra
Moa fantatrao fa maro amin'ny moana izay mampita hevitra amin'ny alalan'ny fipeliky ny tanana, no mihevitra io fipeliky ny tanana io ho fiteniny voalohany ary ny teny voasoratra kosa ho fiteniny faharoa? Tsy nahalala aho manko fa soa ihany fa nahita ireo lahatsary ampolony nasehon'ny avy ao amin'ny fikambanan'ny moana...
Fifaninanan-dahatsarin'ny Banky mondialy – Traika sosialin'ny fiovaovan'ny toetr'andro.
Nanao antso ho fanatevenana lahatsary fanadihadiana fanadihadiana 2 – 5 minitra maneho ny karazana sy ny fiantraikan'ny fioavaovan'ny toetr'andro tsy amin'ny fotoany. Amin'ny 24 oktobra 2008 ho avy izao no andro farany hametrahana izany lahatsary fanadihadiana izany. Tsy maintsy avy any amin'ny firenena andalam-pandrosoana (indrindra fa avy amin'ny tanora) izany...