Mpandika Tomavana
· 12:57 pm
· China

Tokony ho ora roa lasa izay, dia nisy horohorontany izay nahatratra ny hery 7.8 eo amin'ny metatry Richter [7,0-7,9 heverina ho toy ny horohorontany henjana izay mety mahatratra 18 isan-taona maneran-tany, sy ranomasina] izay nandona ny faritra Atsimo Atsinan'i Shina, dia ny faritanin'i Sichuan, izay tao amin'ny fivondronan'ny Wenchuan ny ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 7:17 am
· Barbados · China · Jamaica · Zimbabwe
Bajan Global Report sy ny Jamaïkana Geoffrey Philp dia samy mitatitra momba ny fivarotana fitaovam-piadiana Shinoa any Zimbaboe. Geoffrey Philp's mampahatsiahy ny fifandraisan'ny mpihira fanta-daza Bob Marley sy Zimbaboe :
Twenty-eight years after Bob performed “Zimbabwe”, Robert Mugabe is still holding on desperately to power and it seems that he will use any ...
1 hevitra · Tohiny »
Mpandika Jentilisa
· 9:32 am
· Israel

Ny fetin’ny ny Porima no fankalazana ny fandresen’ny vahoaka Jiosy ireo izay mitady ny fahapotehiny. Ankalazaina amin’ny alalan’ny fomba fiakanjo, firavoravoana, sakafo matsiro, ary fisotroana be ny fetin’ny Porima.
Manala azy mandritra ny Porima–
Hoy i Hannah ao amin’ny Israelity:
Nitombo ny fitiavako ny Porima. Ity angamba ny fety ankafiziko indrindra. Tsy ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 12:30 am
· India · Mexico · Niger

Rano tony [Zen Water] sary nindramina tany amin'i darkpatator
Nanomboka tamin'ny fivoriamben'ny Firenena Mikambana mikasika ny Tontolo Iainana sy ny Fampandrosoana izay notanterahina tany Rio-de-Janeiro tamin'ny taona 1992, dia tapaka fa hankalazaina isan-taona, isaky ny faha-22 Martsa ny Andro Iraisam-Pirenena hoan'ny Rano [World Water Day | Journée Mondiale de l’eau]. Ho ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 10:21 am
· U.S.A.
Tim Hurst no manapariaka ao amin'ny blaogy ecopolitology lahatsary vitsivitsy ahitana an'i Colbert mankalaza ny Andro Iraisam-Pirenena hoan'ny Rano :
Stephen Colbert celebrates World Water Day - the way only he could
“Nankalaza ny Andro Iraisam-Pirenena hoan'ny Rano arak'izay fomba tokana azony natao i Stephen Colbert”
Stephen Colbert dia mpanao hatsikana fata-daza any ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika avylavitra
· 1:53 pm
· Taiwan (ROC)
Ny adihevitra ho an’izay ho filoham-pirenena voalohany nokarakarain’ny Peopo, plateforme mpampahalala vaovao avy amin’ny olon-tsotra dia natao ny 24 febroary. Roa no nirotsaka hofidiana ho filoham-pirenana ary namaly ny fanontaniana 20 napetrakin’ny olon-tsotra izay mampiasa ny rohin’ampahan-tsary toy ny Youtube mba hanapariahana ny hetahetany sy ny olany.
Banai sy ny vadiny ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Mialy Andriamananjara
· 8:52 pm
· Burkina Faso · Cameroon · Chad · D.R. of Congo · France · Nigeria · Uganda

Topazana maso i Afrika amin'ny alalan'ny sary mihetsiky ny gazetin'olontsotra. Hatramin'ny tompon-daka BoB, mpilaza tantara, mpanao sary mihetsika fanadihadiana momba ny mpanakanto, ny indostria mpanao sary mihetsika Nollywood any Nigeria sy ny maro hafa koa.
Mahaliana sy vita tsara ny tantara an-tsarin'i Usnico : ny sary iray milaza ny manjo , ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 11:00 pm
· Madagascar

(sary nadika tamin'ny GAZETY_ADALADALA)
Efa nandao an'i Madagasikara ankehitriny ny rivodoza Ivan, izay namela tany amin'ireo faritra maro nandalovany haolo sy tsy manan-kialofana aman'arivony maro.
Araky ny tarehimarika ofisialy dia olona roa [monja !] no maty ary mahatratra 15'000 kosa ireo tsy manan-kialofana. Raha heverina amin'ny maha sokajy faha-4 ny rivodoza Ivan, ...
3 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 9:31 am
· South Africa
Manapariaka lahatsary i Nubian Cheetah izay ahitana ireo vehivavy mpamboly “bio” any Afrika Atsimo:
The women in the the Fezeka community in Gugulethu, South Africa are growing organic foods and selling them at market prices.”
“Ireo vehivavy anivon'ny fiaraha-monina Fezeka any Gugulethu, any Afrika Atsimo dia mamboly “bio” [manaja ny tontolo iainana ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Jentilisa
· 8:16 am
· Iran
Niainga tamin’ny asan’i Hamed Saber momba ny “Access Flickr” fiitaranasan’ny Firefox, nahafahana niala tamin’ny fanatantavanana ampiharina any Iran sy firenena hafa tena vitsy izay manampina ny Flickr, vohikala malaza amin’ny fifampizarana sary, no namoahan’i MohammadR ny “FreeAccess Plus!“, Fiitaranasa (extension) nosainina lalina mamadika ny Firefox ho proxy (solon’adiresy fanangonana fa ...
0 hevitra · Tohiny »
Dobay : Trozona sy patsa...
-
Ohatry ny miteraka faniriana ny mba hamangy io tanana io koa ny f...
Tohiny »