· Oktobra, 2014

Tantara tamin'ny Tselatra tamin'ny Oktobra, 2014

Nahazo Fampitandremana Ny Haino Aman-Jery Malagasy Rehetra

  15 Oktobra 2014

Tanora Mpanao gazety misandratra, Heninkaja Rakotomanantsoa, talen'ny famoahana sy tonian'ny fanoratana ao amin'ny fahitalavitra iray eto Antananarivo, Madagasikara no namoaka izao sata manaraka izao.   Hafatra avy amin'i Heninkaja Vonin'aina Herimonina Rakotomanantsoa.   Mandroandroatra moa ny toe-draharaha eto Madagasikara hatramin'ny niverenan'ny filoha teo aloha voahongana, Marc Ravalomanana, an-tanindrazana indray. Samy...

Raharaha Ravalomanana: Fampitàna Avy Amin'ny Prezidansa (teny Frantsay)

14 Oktobra 2014

Eto ny fanazavana avy amin'ny fiadidiana ny Repoblika mikasika ny raharaha Ravalomanana. Amin'ny teny Frantsay izy ity, saingy mbola hatolotra eto ny amin'ny teny Malagasy rehefa avoakan-dry zareo ho an'ny sarambabem-bahoaka “tsy avara-pianarana, tsy mahay mamaky/mahatakatra afa-tsy teny Malagasy”

Voasambotra Sahady Marc Ravalomanana

13 Oktobra 2014

Vao ora vitsy no nahatongavany teto Madagasikara, dia re izao fa efa voasambotry ny fitondrana amperinasa sahady ity filoha teo aloha ity. Tampilaminana no nidirany, na dia miendrika fihantsiana ihany aza. Nefa izao fisamborana izao, fisamborana mba hahafahana manohy dinika ve , sa fisamborana vao mainka hamaly ny fihantsiana natao...

Tonga eto Madagasikara ny filoha teo aloha Marc Ravalomanana

13 Oktobra 2014

Tonga alina (12/10/2014) teto Madagasikara Atoa Marc Ravalomanana. Amin'izao ora anoratana izao (13/10/2014  9:54) dia eo ampiomanana handray sy hiresaka amin'ireo mpanao gazety marobe tonga eny amin'ny fonenany eny Faravohitra izy sy ireo mpomba azy. Maro koa ireo olon-tsotra mpanara-dia no tonga eny an-toerana. Maro ireo karazan'olona tonga manatona eny...

Nisy Nirehitra Tao An-dapa Ambohitsorohitra

  03 Oktobra 2014

Fanamarihana: Ny sary rehetra ato dia nalain'i Avylavitra, ary ampiasaina irery ihany ho an'ny Global Voices Nisy firehetana nahataitra ny maro tao amin'ny Lapan'ny Fiadidiana ny Repoblika tao Ambohitsorohitra io folakandro io. Tamin'ny 04:55mn no niseho ny firehetana izay nahazo ilay cyprès lavabe tazana avy ety ivelany. Tamin'ny 05:08mn no...

Ireo pejinay momba an i Tselatra

Lahatsoratra fohy miaty rohy, na sary