· Febroary, 2008

Tantara tamin'ny Tselatra tamin'ny Febroary, 2008

Vehivavy antitra indrindra mbola velona

  17 Febroary 2008

Kabobfest no manaitra antsika fa misy vehivavy Palestianiana, teraka tamin'ny taona 1888 mipetraka any Isiraely mbola velona amin'izao fotoana izao. Izany hoe 120 taona izy amin'ity taona ity. Misy sariny ao amin'ny rohy ao.

Emirà Arabo Mitambatra: Tsy fisian'ny atody sy fifaninanana

  01 Febroary 2008

Na dia tsy misy aza, ry zareo, ny atody eny an-tsena dia nosoratan'i  Bu Jassem avy ao Emirà Arabo Mitambatra fa misy fifaninanana te-hanintsana ny zavabita tsara indrindra  amin'ny voasoratra ao amin'ny Guinness. Ilay fifaninanana atao dia fitondrana atody maro isa indrindra amin'ny tanana iray ihany ka tontosaina ao Dubai izy io....

Goatemala : Bokina minisitry ny fampianarana teo aloha

  01 Febroary 2008

Ronald Flores no mijery todika ny boky vaovao nosoratan’i María del Carmen Aceña mitondra ny lohateny hoe “Ahoana rehefa Minisitry ny fampianarana eto Goatemala, mampihatra ny fanavaozana ary tsy rendrika am-panatanterahana: Boky fampiasan-tena.” Manoro hevitra ny mpamaky i Flores hividy ity boky “tena ilaina” ahitana ny haizatran’i Aceña tao amin'ny governemanta...

Ireo pejinay momba an i Tselatra

Lahatsoratra fohy miaty rohy, na sary