Tantara tamin'ny sy

Tontolo iainana: Ny fitrandrahana solika

  07 Aogositra 2008

Omar ao amin'ny Safarinotes no mifantoka amin'ny resaka solika ao Ouganda, ka manao hoe “Eo amin'ny resaka tontolo iainana, raha mitandrina dia mitandrina tokoa i Ouganda amin'ny fikajiana akora voajanahary hafa tahaka ny rano, ny tany ary ny fiainan-javaboary DIA (tsy misy tompo ankoatra ny lalàm-boajanahary) dia fantatra amin'ny maha-tsy...

Oganda : Famoretana ny fanaovan-gazety

  11 Jona 2008

Hoy i Moses Paul, miresaka ny famoretana ny mpanao gazety ao Oganda : “Nametraka rafitra vaovao ny governemanta ka mampiseho fomba iray indray hamehezan'ny fanjakana ny fampahalalam-baovao. Tsy vao voalohany io amin'ny fomba tsy manaraka ny lalam-panorenana ataon'ireo manam-pahefana ao amin'ny governemantan'ny Filoha Museveni mba hanafoana ireo fampahalalam-baovaovao tsy miankina...

Afrika: Ny fanamby miandry ny fivavahana any Afrika Atsinanana

  25 Mey 2008

Miresaka ny amin'ny “PFanambin'ny fivavahana isan-kazarany any Afrika Atsinanana,” andian-dahatsary ao amin'ny YouTube i Pea: “vao avy nijery YouTube aho izao ary nanaraka andian-dahatsary mitondra ny lohateny hoe “Ny fanambin'ny fiavahana isan-karazany any Afrika Atsinanana.” Navoakan'ny ACFAR, izay inoako fa fanafohezan-tenin'ny African Centre for Apologetics Research (Ivotoeram-pikarohana Afrikana misahana ny...