Tantara tamin'ny sy

Fanalàna Azy Nataon'ireo Libane Bilaogera Mikasika Ny Fandinihana Ny Fitafim-Behivavy Any Afovoany Atsinanana

  18 Janoary 2014

Nitarika fanalàna azy naha-toran'ny hehy tety anaty serasera ny fanontaniana avy amin'ny Anjerimanontolon'i Michigan hoe “Ahoana no Tokony ho Fitafim-behivavy ao Afovoany Atsinanana Rehefa Imasom-Bahoaka”. Manankarena raha samy votoaty ilay izy ka nahatonga ny filàna lahatsoratra iray ho fanampin'ilay iray voalohany navoakanay. Rehefa nizara ilay sary niandohana tao amin'ny Twitter...

Tonizìa : Ny silamo rehefa mamonjy fiara-manidina

  04 Jolay 2008

Mizara ny tantara mahatsiravina nahazo azy i Tunisianbelle, ny nisavana azy sy ny nandrovitana ny akanjony, ary niafara tamin'ny fahatarany tamin'ny fiara-madinina novonjeny … izany rehetra izany noho ny fomba fiakanjony fotsiny.

Tonizia: Mitorajofo

  12 Avrily 2008

“Taorian'ny herinandron'ny hatsiaka izay nitondra rivotra sy rotsak'orana tsindraindray ho antsika, dia narahin'ny roa andro tena nanevokevoka izany, ary androany, raha nifoha isika dia indreo hitantsika fa voahosotra fasika matevina ny arabe, ny fiara ary ny trano” hoy i Eman nanoratra avy any Tonizia.

Tonizia: Ny finoan'i Obama

  30 Janoary 2008

“Tokony hanahy ve aho amin'ny fanaovana ny Islam ho toy ny zavatra mampandositra ny olona? Tsy maintsy hieritreritra ve aho fa mety hahatonga ny olona ho azo fidîna na tsia ny fivavahana arahina olona iray?” hoy ny nosoratan'i Subzero Blue avy any Tonizia, rehefa avy namaky ny voasoratry ny  senatera Barack...