Tantara tamin'ny Tselatra sy Però
Però: Ny Fitiavana Dia… Fomba Vaovao Hanairana Ny Olon-tinao
Hanairany ny olon-tiany mandritra ny tsingerintaona nahaterahany, efa voaomany avokoa ny zavatra rehetra amin'ny fanomezana saribakoly vorodamba goavana, saingy nahatonga azy tsy maintsy handeha tongotra [es] maherin'ny efatra miles (fito kilometatra) nibata ilay fanomezana goavambe ny fitokonan'ny fitaovam-pitaterana. Ity no tantara tsara fiafara an'i Jonatan Rosas, avy any amin'ny distrikan'i Yanacancha, any...
Fasana Talohan'ny Fanjanahana Espaniola, Mbola Tsy Nisy Nipika, Hita Tao Peroa
@mitrataj : Voasongon'ireo arkeology mpamongatra ny rakitry ny ela avy ao Peroa ireo mpamaky fasana tamin'ny alalàn'ny fihazonany ho tsiambaratelo ny voka-pikarohany.
Però: Fanentanana isorohana ny fanakatonana tranomboky any Amazonia
Mitatitra ny amin'ny fisiana fanentanana fanoherana ny fanakatonana tranomboky any Iquitos, Però miompana amin'ny tahirin-kevitra momba an'i Amazonia i Juan Arellano avy ao amin'ny Globalizado [es]. Io tranomboky io no faharoa manandanja indrindra momba io lohahevitra io any Amerika Latina.