Tantara tamin'ny sy

Montenegro: Podgorica

  02 Avrily 2008

Csíkszereda Musings no manoratra momba ny renivohitry Montenegro dia i Podgorica: “Podgorica no nantsoina fahiny hoe Titograd, izay anarana mampahatsiahy zavatra mahafinaritra, fa mampanembona ny fofon’ny orinasana milina mpitarika (tirakitera), tranobe vita amin’ny vatosokay ary ny setroka. Mamplaheo moa fa rehefa tsy nantsoina hoe Titograd intsony izy dia tsy misy...