Tantara tamin'ny sy

Ilay Resabe Momba ny Charango

  18 Oktobra 2018

Tato ho ato, natolotra ho fanomezana ny charango maro. Nanolotra iray tamin'izany an'i Condoleeza Rice i Evo Morales, nanome iray ho an'i Bono ihany koa ny Filoha Shilianina, nipoitra àry ny adihevitra momba ny ''toetra manokana ara-moraly'' ananan'ity zavamaneno ity.

Fanabeazana Shiliana : ‘ Tsy Mila Rafitra Ara-Barotra, Tsy Mila SIMCE’

  15 Septambra 2013

Fanentanana nokarakarain'ny vondron'ireo mpifanerasera eny amin'ny fampianarana ambony,  mpampianatra, mpianatra izay te-hanakana ny fepetra ny Rafi-pandrefesana ny kalitaon'ny fanabeazana (SIMCE no fiandohan'ny teny amin'ny fiteny Espaniola ), rafitra iray ho lasira fanaovana tombana ny fari-pahaizan'ireo mpianatra Shiliana ny atsaharo ny SIMCE [es] na (“Alto al SIMCE” amin'ny teny Espaniola). Lazain'io...

Chile: Bilaogy manohitra ny fanenana ny ora fampianarana ny Tantara

  13 Desambra 2010

Ny bilaogy Historia y Reforma [es] (Ny Tantara sy Fihavaozana) dia nanangona ireo “hevitra samy hafa manohitra ny fanenana ny ora fampianarana ny Tantara izay niparitaka tamina media  sy tambajotra ara-tsosialy samihafa. Mandritra izay fotoana izay ihany, dia afaka hahafantatra mikasika ireo hetsika isankarazany nokarakaraina mba hiarovana ny fampianarana ny...

Shili: Noravan'ny polisy ny famelarana ny saina Mapuche nandritra ny faharoanjato taona

  21 Septambra 2010

Mizara lahatsary avy amin'olo-tsotra nahitana toa-javatra nitranga nandritra ny  fankalazana ny faharoanjato taonan'ny fahaleovantena i Montserrat Nicolas; Asehon'ny lahatsary ary ny fomba nandravan'ny polisy ny famelarana ny  Saina Mapuche sy ny fisamborana ireo nandray anjara tamin'izany fihetsika saiky hamelatra ny saina Mapuche izany. Naotin'ny mpandika : Ny Mapuche moa no vazimban'i...

Chili: Tolo-kevitra avy amin'ny mpizahantany

  26 Mey 2010

Ao an-tanànan'i Arica, any Chili ny mpamaham-bolongana Tomás Bradanovic no nanoratra hoe “tokony hihaino ny mpizahantany isika [es],” fa maro diamaro manko ny mailaka azony avy amin'ny mpizahantany izay saiky manolo-kevitra avokoa amin'ny fanatsarana ny fikarakarana ny mpitsidika, ka tafiditra amin'izany ny fanomezana safidy ho an'olona tsy mihinan-kena, ny fidirana...

Chili: Tsy nahomby ny fifandraisana

  03 Marsa 2010

Jorge Barahona no manoratra ny tsy fahombiazan'ny fitondrana Chiliana teo amin'ny lafiny fifandraisana an-tserasera [es] taorian'ny horohorontany, izay tsy nampiasa araka izay tratrany ny fitaovana teo ampelatanany. Na izany aza dia nankasitrahany indrindra ireo fifampitam-baovao tahaka ny Twitter sy ny fidirana an-tserasera 3G izay nahafahany mahara-baovao. Eduardo Avila

Shilia: CNN sy gazetin'olo-tsotra

  13 Desambra 2008

Juan Dominguez no milaza ny fifanekem-piaraha-miasan'ny olo-tsotra any Shilia manao gazety mitambatra sy ny televiziona vaovao any Shilia CNN Chile [es], ka anisan'ny tafiditra ao anaty fiaraha-miasa ny fandraisana anjaran'ny olo-tsotra manao gazety ao amin'ny televiziona. Eduardo Avila

Brezila: tetikasa vaovaon'ny olom-pirenena mampahalala vaovao any Chili

  16 Janoary 2008

Hita tao amin'i Alberto Marques [pt] miresaka momba ny tetikasa an'olom-pirenena mampahalala vaovao natsangana any Chili, Ny firenena Amerikana Latina mazoto indrindra mandray an-tanana zavatra sahala amin'itony ka ity vao natsangana ity antsoina hoe El Naveghable [es] dia efa manana mpiara-miasa mihoatra ny 300 sahady ary mbola hitombo isa hatrany. “Nefa eto Brezila, vitsy...