Tantara tamin'ny sy

Tanjona maitso: Gazety mikatona fa hiala sasatra

  13 Aogositra 2008

João Branco [pt] no miresaka momba ny fanapahan-kevitry ny gazety iray milaza fa hikatona iray volana  mba hanao vakansy. “Taloha moa notadiavina hatrany ny fialantsiny tahaka ny hoe fahatapahan'ny herinanratra na tsy fahampian'ny taratasy. Fa izao kosa ry zareo dia nilaza mazava tsy misy hambahamba: Hiala sasatra avokoa ny rehetra,...

Cap Vert: momba ny vola Euro ho vola fampiasa any an-toerana

  10 Mey 2008

Mandanjalanja ny hevitry ny mpanohana sy ny mpanohitra amin'ny fanaovana ny Euro ho vola manankery miasa any Cap Vert i Virgílio Brandão [pt]. “Tsy maintsy heverin'ny firenena ny ho endrikendriky ny vahaolana teraka avy amin'ny fanapahan-kevitra noraisina ary ny tombony no tokony ho betsaka fa tsy ny fahasarotana. Dia ho...

Tanjona Maitso: Fahabangan'ny Teatira ao Praia

  03 Avrily 2008

Akory izato filazan'i João Branco [pt] momba ny fahabangan'ny trano fanaovana tantara tsangana ao an-drenivohitry Tanjona Maitso [Cap Vert] : “Eto Angamba no toeram-piaingantsika hifanontaniana hoe nahoana moa ity tanàna izay heniky ny fiainana, feno tononkalo,sy fifanoherana, sy loko isankarazany, sy hanitra, sy ny aingam-panahin'ny tsy hay vinaniana, eso, hevi-dravina,...