Tantara tamin'ny sy

Ny Anjara Toeran'i Afrika Frankofona Amin'ny Teny Frantsay

Ny  tranokala mpilaza vaovao Afrik.com mamoaka lahatsoratra fa ny tenin-jatozo afrikana [argot] dia nahazo vahana ao amin'ny teny frantsay [fr], ary milaza antsika fa tsy dia ironan'ireo mpanao [rap] firy intsony ny Verlan [teny mivadika] : For a long time, there have been certain words, such as [Arabic greetings] “Salam alaykum” or “hamdu’llah”, which everyone...

Enim-bolana am-ponja no sandan'ny opa atao amin'ny mpanjakan'i Bahrain amin'ny siokan-tseratsera

Ny iray tamin'ireo mpisiokan-tseratsera efatra izay voatana [en] any Bahrain ka natao fanóavana ho nanopa ny mpanjakan'i Bahrain, dia naharay androany ny didim-pitsarana manameloka azy enim-bolana am-ponja. Araky nampitain'i Mohammed Abdulameer mpanao lálana any Bahrain sady mpisiokan-tseratsera [ar]: @wastilawyeR: Iray tamin'ireo izay notsaraina ho nanopa ny mpanjakan'i Bahrain dia voaheloka...

“Isan'ny fombafomba ahiana indrindra any amin'ny faritra afovoany atsinanana ny “fitadiavam-bady”. Tsy mampiahiahy ny mpitady vady lahy sy ny fianakaviany irery ihany. Fa koa hita fa mampietry ny vehivavy izay mihevitra fa manambay vehivavy izy ity” hoy i Qwaider, avy any Jordana.