The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Photos

RSS ho an ny Photos

2008-06-29

Shhh… Nisokatra ny vovonàna 2008-n'ny Global Voices Citizen MediaThis is a Photos post

Tohiny Raha somary nangingina ny sehatry ny Global Voices izay "indroandroa andro" lasa izay dia satria notaterinay aty Bodàpestà, Hôngria ny 80 amin'ireo mpandrindra, mpanoratra sy mpandikateny hanatrika ny vovonàna miaksika ny fahalalaham-pitenenana, ny fijoroana vaolombelon'ny tsirairay [citizen media, médias citoyens] ary izay toeran'ny vohikala Global Voices amin'ny ireo taona ho ...

Lithoanìa : Mampiasa fitaovana harifomba Segway ny PolisyThis is a Photos post

navalny izay mpampiasa ny vohikala LJ [livejournal.com] no manapariaka sary ahitana Polisy mampiasa fitaovana harifomba ifamoivoizana Segway any Palanga, izay tanana amoron-dranomasina Baltika, any Lithoanìa (RUS).

2008-06-27

Angôla : Tatitra an-tsaryThis is a Photos post

JotaCê Carranca no manapariaka ao amin'ny Pensar e Falar Angola [Misaintsaina sy miresaka mikasika an'i Angôla] tatitra an-tsary izay ahitana fiara vita amin'ny hazo [karazana varamba] tany Bocoio sy sekoly any Libangue any Angôla : A escola não tem nada além do que se vê: pedras a servir de cadeira ...

2008-06-26

Koety : Notafiana ny “Hard Candy”-n'i MadonnaThis is a Photos post

Moey no mitatitra fa notafian'ny sampan-draharahan'ny Ministry ny Fampahalalam-baovao an-keriny ny sarin'i Madonna amin'ny raki-kira vaovao “Hard Candy” any Koety : Madonna’s album is being raped by Kuwaiti MOI [Ministry of Information], they basically forced leggings on her and took all the pictures off her CD booklet, it is a ...

2008-06-25

Shina : Tondra-drano any amin'ny tananan'i GuangzhouThis is a Photos post

Tianya forum no manapariaka sary vitsivitsy ahitana ny tondra-drano niseho vao tsy ela tany amin'ny tananan'i Guangzhou.

Rosìa : “Revôlision'ny kitra”This is a Photos post

Tena alin-dìa [bibidìa] sady tsy natoriana mihitsy tany Rosìa, taorian'ny fandresen'ny ekipa nasionaly ny Hôlandey 3-1 sy ny fahazahoany hiatrika ny lalao manasa-dàlana. Nahatratra 50'000 ireo olona nidina teny an-dalamben'i Môskoa, nankalaza ity fandresena izay tsy nantenaina intsony - ary fanehoam-piravoravoana toy izany no saiky hita niredareda eran'ireo tanana Rosìana ...

Hôngria : Ireo Blaogin-tsaryThis is a Photos post

Tohiny Ary satria efa herinandro sisa tsy ihavian'ny Global Voices Citizen Media Summit izay hotanterahina any Bodàpestà, rehefa avy nampahalala anareo bebe kokoa momba ireo blaogy mivoy mikasika ireo sakafo Hôngroa vitsivitsy izahay dia mitodi-doha kosa amin'ny blaogin-tsary Hôngroa indray. Maro izy ireny ary samy tena lafatra avokoa ka izay santionany ...

2008-06-24

Rosìa : Mpanohana kitra any Môskoa, an-tsaryThis is a Photos post

nl mpampiasa LJ no manapariaka sarin'ireo mpanohana kitra any Môskoa izay nankalaza ny fandresen'ny ekipa nasionaly Rosìana ireo Soedàna - ato sy ato.

2008-06-12

Cedric Kalonji : Kongo (RDK) an-tsaryThis is a Photos post

I Cedric Kalonji dia mpilaza vaovao ao amin'ny Radio Okapi, ary mpanoratra ny blaogy mety malaza indrindra avy ao Kongo. Fa ankoatra ny asany ao amin'ny radio sy ny fitorahana blaogy dia mpaka sary matihanina koa i Kalonji. Nandritra ny andro maromaro izay dia mitety ny sary apetrany ao amin'ny Flickr ...

Mpiblaogy Malagasy vavolombelona nanatri-maso ireo trozona niantsona ka maty tan-tanetyThis is a Photos post

Tohiny [SASIN-TENY AVY AMIN'NY MPANDIKATENY : Araky ny fanamarihan'ny namana Jentilisa dia Feso no dikantenin'ny dauphin. Mba hahatsotra ny famakiana ny lahatsoratra anefa dia ny teny Trozona (trondro vaventy be) izay nadika avy tamin'ny lahatsoratra Anglisy hoe Whales no nofidiako hampiasaina] Tsikaritra tamin'ny voaloamboloahan'ity volana Jona 2008 ity fa nisy andian-trozona manao “loham-boatavo” efa mahatratra ...