Tantara mikasika ny Sary tamin'ny Janoary, 2009
Madagasikara: Fahapotehana tsy roa aman-tany
( Zandary eny an-tanàna, sary Mehmoud Karim) ) Taorian'ny rotaka nandritra ny roa andro sy ny fahafatesan'olona heverina ho 80 manerana ny firenena, ny fandrobana toeram-pivarotana ampolony dia milamindamin-dratsy ny firenena ankehitriny. Mivezivezy manerana an'Antananarivo ny miaramila ary samy miantso fitoniana ny roa tonta ankehitriny. Miantso hanaovana an'Antananarivo ho “tanàna...
Madagasikara: Miverina mba handatsa noho ny rotaka ny tantara!
Tena azo itokisana fa tsy avy amin'ny polisy io tovolahy kely io. Ahitanao setroka haintrano ao ambadik'ilay tovolahy. (Sary nalain'i Maika Razafindranbeza ao amin'ny takelaka Facebook) Samy lasan'eritreritra amin'ny fivadihan'ny toe-draharaha teto madagasikara ho lasa fandrobana, fanjakan'ny Baroa ary ny fahabangan'ny fahefana ny mpikambana ao amin'ny Yahoo! forum; Ahoana no...
Madagasikara: Niato ny fifampiraharahana, niitatra ny korontana
Mba nisy masoandro nihiratra kely ihany ny hisian'ny famahana ny olana ara-tsosialy teto Madagasikara. Samy nilaza ny roa tonta avy amin'ny fitondrana sy ny fanoherana fa hisy ny fihaonana omaly. Niato anefa izany fihaonana izany rehefa tsy nifanaraka tamin'ny fepetra mialoha ny roa tonta. Mandritra izany fotoana izany dia mbola...
Madagasikara: Rivodoza nandravarava nanome lalana ny tadiom-politika
Nivoaka ihany nony farany ny antontan'isan'ny fahapotehana nateraky ny rivodoza Fanele rehefa avy nandalo andro vitsivitsy teto Madagasikara. Nisidina tany amin'iray amin'ny faritra nandalovan'izany rivodoza izany ny filoha Ravalomanana hijery ny haben'ny fahavoazana. Tadiom-panomezam-baovaon'olo-tsotra Raha mbola tsy manana vohikala ho azy ny BGNRC (sampan-draharaha misahana ny fikarakarana raha misy ny...
Madagasikara: Fahapotehina noho ny rivodoza Fanele sy Eric
Vao tsy ela akory izay dia noteren'ny rivomahery Eric sy ny rivodoza Fanele andaniny sy ankilany i Madagasikara. Manahy ny ho fiantraikan'ny loza voajanahary tahaka izao ny mpamaham-bolongana eto Madagasikara raha fantatra ihany fa tena nampididoza manokana ny vanim-potoanan'ny rivodoza tamin'ny herintaona. Na dia mihahenjana aza ny toe-draharaha politika dia maro avy...
Tondra-drano any Fiji : “Safotra ny tanàna”
Nanomboka avy ny orana tany Fiji ny alarobia 7 janoary ary tsy nijanona izany raha tsy tafahoatra ny herinandro. Izay no izy – ary tsy mbola milamina izahay — olona valo no maty (olona telo no tsy hita popoka), manakaiky ny 10 000 ny olona rava trano omena fialofana ary...
Avia ange ry sambo mpihaza trozona hankaty amin'ny ranon'i Timor atsinanana
Sarin'i Fat Old Sod tao @ Xanana Republic Gazzete, nahazo alalana. Notsongaina avy tamin'ny mpampiasa Twitter @BILL_ROMANOS tamin'ny 31 Desambra midera ny nahitan'ny mpikaroka Aostraliana sy Timor Tatsinanana ny lohateny, izany no vokatry ny fikarohana natao vao haingana momba ny fiainana any anaty rano any: Hita tany amin'ny 50 km...
Ankapobe: Fihetsiketsehana manohana an'i Palestina
Mitsangana hanohana an'i Gaza izao tontolo izao. Anjato arivony (an'hetsiny hoy isika) ireo olona amin'ny vazantany efatra nanao fihetsiketsehana nandritra izay dimy andro izay. Hatrany Boston ka hatrany Beirota, Le Cap ka hatrany Caracas, maro ireo olom-pirenena naneho ny firaisankinany amin'i Gaza. indreto ary misy rakitsary izay notovozina tao amin'ny ...