· Septambra, 2008

Tantara mikasika ny Sary tamin'ny Septambra, 2008

Oganda : Apela iray faly

  24 Septambra 2008

Glenna Gordon, ao amin'ny blaoginy Scarlett Lion manapariaka sarin’ “apela iray faly” (toran'ny hehy eo am-pivoizana ny milina fanjairana) nalainy tany Gulu, any Oganda.