· Febroary, 2008

Tantara mikasika ny Sary tamin'ny Febroary, 2008

Arabia Saodita : Tsy misy kafe hoan'ny vehivavy

  21 Febroary 2008

Lalla Mona avy any Arabia Saodita no manapariaka sary fandraràna roa : ny voalohany nalaina tany Amerika tamin'ny taona 1931 “Dobo filomanosana : Natokana hoan'ny fotsy hoditra” ny faharoa kosa mbola fahita ankehitriny any Arabia Saodita “Araky ny fanapahan-kevitry ny Sampana misahana ny fanapariahana ny fitondra-tena “maotina” sy fiarovana tsy...

Japàna : “Ranomandry voasikotra”

  01 Febroary 2008

Edo no manapariaka sary vitsivitsy ahitana ranomandry voasikotra fahita any Japàna : Arguably the best place to see snowmen is the annual Sapporo Snow Festival, one of Japan’s most celebrated winter events. “Ny “Sapporo Snow Festival” angamba no toerana tsara indrindra hijerevana ireo “olon-dranomandry” sady hetsi-dririnina isan'izay malaza indrindra any...

Jamaïka : Faharavana “mahavaky fo”

  01 Febroary 2008

Montego Bay Day By Day no manapariaka sary “mahavaky fo” ahitana trano manan-tantara avela ho haolo any Falmouth, Jamaïka : I can only imagine how grand this building looked in its heyday. “An-tsaina fotsiny no akako sary izay mety ho endrikendrik'ity trano ity tamin'ny fotoan'androny.”