Tantara mikasika ny Tanora tamin'ny Jona, 2009
Ejipta: Fanentanana hanohitra ny famoràna zazalahy
Tamin'ny2008 i Ejypta no namoaka lalàna iray mandràra ny fanapàhana atao amin'ny vehivavy (FGM) [toy ny famoràna amin'ny lehilahy izy io] . Nisy vondrona mpitoraka blaogy iray androany nanomboka fanentanana hanoherana ny famoràna ny lehilahy . Zobaida tompon'ny Al Haramlek Blog dia niteraka zazalahikely iray ary tsy mamèla ny...
Ejipta: Tsy ‘tongasoa’ ve i Obama?
Valo amby efapolo ora mialoha ny kabary andrasan'ny tontolo arabo sy silamo fatratra hataon'ny filoha amerikana Barack Obama avy ao amin'ny Anjerimanontolon'i Cairo, dia saiky miray feo daholo ny tontolon'ny fitorahana blaogy Ejiptiana. Tsy faly amin'ny endrika mibaribary sy tafahoatra atao ho fikarakaràna sy fiarovana raisin'ny governemanta ejiptiana ho an'ity...
Siria: Manomboka ny fanentanana hanao ankivy ireo orinasan-tserasera ary fangatahana sarany mirary
Sary nindramina tamin'i donknuth Ao anatina tontolo iray efa tena misandrahaka be, mbola taraiky any aoriana any foana i Siria; nialoha kely ny taona 2000 dia niseho vahoaka ny aterineto ary ny taham-pitsofohana amin'izao fotoana dia manodidina ny 17%. Na izany aza anefa, ny maro amin'ireo mpampiasa ny aterineto dia...