· Marsa, 2010

Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Marsa, 2010

Malezia: Vehivavy 3 nokapohina fa nanao firaisana tsy ara-dalàna

  08 Marsa 2010

Vehivavy tsy manambady telo, 17-25 taona, no nomasahina tamin'ny volana lasa noho ny didy navoakan'ny fitsarana Shariah tao Kuala Lumpur, Malezia rehefa voaheloka ho “nanao firaisana ivelan'ny mariazy.” Ireo no vehivavy voalohany voakapoka noho ny nandikan'izy ireo ny voararan'ny Shariah. 13 ny isan'ireo nanatri-maso ny fikapohan'ny mpiandraikitra ny fonjan'i Kajan...

Philippines: “Fifanaraham-panambadiana azo havaozina”

  06 Marsa 2010

Vondrona politika iray ao Philippines no maniry hampiditra volavolan-dalàna mametraka ny fetram-pifanaraham-panambadiana iray ho manankery mandritry ny folo taona. Araka ny nanampoizana azy dia niteraka fanehoan-kevitra mivaivay eo anivon'ny fitorahana blaogy ity tolo-dalàna tokana an-tany ity.