· Avrily, 2008

Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Avrily, 2008

RD Kôngô: Fiaraha-miasa vaovao hamongorana ny herisetra

  18 Avrily 2008

Ezaka ankapobe hamongorana ny fanolanana anyamin'ny repoblika demokratikan'i Kôngô: “Ny sampan'ny Firenena Mikambana misahana ny ankizy (UNICEF) sy ny hetsika iraisam-pirenena miady amin'ny herisetra mihatra amin'ny vehivavy sy ny ankizivavy fantatra amin'ny anarana V-Day no nametraka fiaraha-miasa vaovao hamongorana ny fanolanana any RDKôngô ary hampanjaka ny rariny ho an'ireo tràn'ity...

Isiraely: Figadran'ny lehiben'ny polisy Iraniana

  18 Avrily 2008

“Mety ho tsaroanareo angamba ny amin'ilay lehiben'ny polisy Iraniana ary ampita ary izay tratra niboridana niaraka tamina makorenila enina tany an-tranondopy.Ie, ankehitriny toa re fa mbola hiray efitra amina olona enina miboridana ihany izy io, fa izy io aloha any amin'ny efitra fandroan'ny gadra lehilahy e,” dia izany ary ny...

Israely : Ny fampiasan'ny tovovavy finday amin'ny fiarahan'olon-droa

  16 Avrily 2008

Milalao Afo : Ny fampiasan'ny tovovavy palestinianina any Israely Finday [ANG – PDF] [Playing With Fire: On the domestication of the mobile phone among Palestinian teenage girls in Israel] no lohatenin'ny tahirin-kevitra iray nosoratan'i Hiyam Hijazi-Omari sy Rivka Ribak. Ny fampiasan'ireo tovovavy any Israely ny finday moa no nanaovan'izy ireo...

Egypta: Aseho masoandro ny tsy fiankinan-dohan'ny vehivavy

  16 Avrily 2008

Fahitalavitra tsy miankina iray mandeha amin'ny satelita ny OTV izay nahasàrika ny sain'ny mpijery maro tamin'ny andro nanombohany, isaorana ny fomba fijeriny malàlaka, ny zavatra arosony sy ny fomba androsoany azy izay samihafa tanteraka amin'ireo fahitalàvitra mikombona sy mitàna ny fomban-dràzana. i Zaman El Wasl (Ar) mpitoraka blaogy egyptiana, milaza...

Bahama: fanompana

  16 Avrily 2008

Ilay vehivavy Bahamiana “nosamborin'ny polisy manao fanamiana nanakana azy hiakanjo tao an-tranony sady notazonina tao amin'ny biraon'ny polisy tao Nassau nandritra ny ora maro vao navela hitafy izy” no nomelohina ho nanao fiteny vetaveta, fihetsika tsy milamina ary namalivaly tamin'ny fisamborana azy: Antsoin'i Womanish ho “fanimbazimbana ny zo mahaolona” izany.

Nigeria: Leila Fowler: ilay mizotra ho amin'ny fomba fanao

  12 Avrily 2008

Bella Naija no manoratra momba ny tetikasa Funke Fowler, Leila Fowler: “ Tsy mitsahatra ny manontany ahy ny olona hoe nahoana aho no niditra namahambolongana ary ny avaliko azy ireny dia hoe tiako asandratra sy ankalazaina ny zatovovavy Nizeriana mahavita zavatra tena tsara tsy mampino sady mampirisika ny hafa hitozo...

Bahreïn: tokony hisaron-doha ve ny tovovavy?

  08 Avrily 2008

Tsy ela akory izay dia nijery fanehoan-kevitra mahakasika ny olàn’ny mpandeha an-tongotra. eto Bahrein, ny fomba fisainana tsy mandroso anànan’ny tanora Bahraini, ny tsindry (fanerena) mianjady amin’ireo tovovavy momba ny fitondràna saron-doha (voaly) – sy ny ilàna ny fifandraisana bebe kokoa amin’ny Amerikanina ireo mpitoraka blaogy avy eto Bahrein. Mandehàna...

Angola: nomena ny satro-boninahitra ny oliravin'ny vanja milevina

  06 Avrily 2008

Nomena ny satro-boninahitra ny oliravina (tratran'ny) vanja milevina : Augusta Urica no nandresy tamin'ny fifaninanana hatsara-tarehy sy bika amin'ireo tovovavy niharan'ny fipoahan'ny vanja milevina notanterahina tao Angola. Natokana ho an'ireo sisa niangana tamin'ny fipoahana vanja milevina moa ity fifaninanana ity. 18 no isan'ny mpifaninana tamin'ity hetsika nampisy adihevitra nokarakaraina hampitandremana...

Iran : Sarin’ny mpivarotena

  05 Avrily 2008

Mahatsiahy an’i Kaveh Golestan, ilay mpaka saripika Iraniana malaza indrindra, izay matin’ny vanja milevina tamin’ny 2003 tany Iràka teo amin’ny faha-51 taonany i Sibiltala. Tian’ny mpamaham-bolongana [Fa] ny saripikan’i Kaveh avy amin’ny mpivarotena Iraniana talohan’ny Revolisiona Islamika.