· Desambra, 2007

Tantara mikasika ny Vehivavy sy Miralenta tamin'ny Desambra, 2007

Porto Rico, trinite sy Tobago, Pakistana: Fodiamandrin'i Bhutto

  28 Desambra 2007

“Namelona ny aingam-panahiko i Benazir Bhutto. Nahery vaika izy. Nahery fo ihany koa. Sady tsara tarehy no nahay nihaingo ary tsy natahotaho-poana”: Izany no ambangovangon-tenina mpamahambolongana teraka Porto Rikana Liza Sabater izay nametraka an'i Bhutto ho “sheroe”-ny na “tsangan'ny herimpom-behivavy” (mariho ny s alohan'ny heroe) fitarafany, fa i  Coffeewallah, mpamaham-bolongana avy ao Trinite,...

Iran : “Cyber” 24 nakatona, olona 23 notanan'ny Pôlisy

  19 Desambra 2007

Araky ny fanambarana napariaky ny vohikalan'ny fikambanana Reporters sans frontières [rsf.org | Reporters Without Borders] : « Reporters sans frontières condamne la décision de la police de Téhéran de fermer vingt-quatre cafés Internet le 16 décembre 2007 à Téhéran. Par ailleurs, vingt-trois personnes, dont onze femmes, ont également été arrêtées...

Ny fampakaram-bady maro sy ny SIDA any Afrika

  14 Desambra 2007

Ny blaogy Reseau sida Afrique dia mamoavoafy mikasika ny fampakaram-bady maro sy ny SIDA any Afrika : « Comme l’on sait dans certains pays comme le Congo Brazzaville, la polygamie est légalisée – un homme a droit officiellement d’épouser 4 femmes ? Peut-on parler de fidélité comme un moyen efficace de prévention...

Egypta : Tsiambaratelon'ireo vehivavy any Sodana

  13 Desambra 2007

Ny mpiblaogy Sandmonkey dia mizara tsiambaratelon'ireo vehivavy any Sodana : « Women of the world, stop your Keegel exercises. There is apparently a sudanese sauna-like tradition that tightens things up down there and drives sudanese men wild . » « Ry vehivavy maneran-tany, ajanony ireo fanazarantena “Keegel” fanaonareo. Toa misy...

Brezila : Mbola nofinofy ny fitovian-jo eo amin'ny vavy sy ny lahy

  13 Desambra 2007

Ny mpiblaogy Cynthia Semírami dia lasa mizara izay eritreriny manoloana ny fivoahan'ny tatitra farany mikasika ny elanelana misy eo amin'ny lahy sy ny vavy izay navoaky ny World Economic Forum, izay vokatry ny fandinihana ny toe-draharaha eo anivon'ny firenena miisa 128 (izay sahabo ho 90%-n'ny mponina eran-tany). Marihina fa laharana...

Jamaïka : “Wine” amin'ny vidiny mirary

  13 Desambra 2007

“Wine” no tenin-jatovo ilazana ny seraseran'ny firaisana ara-nofo any Jamaïka. Ny blaogy Stunner's Afflictions dia mihevitra fa “tokony hisy fepetra raisina mihitsy hampitsaharana izao zavatra lasa fomba be mpanao izao” : « Yes, these nine to eleven grade young girls are selling their bodies and sexual favours for as cheap...

Angôla : Vehivavy Angôlana iray nody any an-tanindrazana

  12 Desambra 2007

Ny blaogy Desabafos Angolanos dia manapariaka taratasy nalefan'ny vehivavy Angôlana iray nody any an-tanindrazana rehefa avy nitoetratany Pôrtigala an-taonany maro : « Depois de ler o email achei por bem partilha-lo aqui no Blog. Talvez outros possam fazer o seu próprio retrato de Angola e ter coragem de o partilhar também […] Na minha...