· Jolay, 2014

Tantara mikasika ny Ady & Fifandirana tamin'ny Jolay, 2014

Namoaka Lalàna Fanampenam-bava Ny Media Ny Fitondrana Miaramila Thailandey

GV Mpisolovava  31 Jolay 2014

Namoaka didim-panjakana vaovao mandràra ny media tsy hitati-baovao mitsikera ny governemantan'ny Fitondrana Miaramila thailandey. Navoakan'ny Filan-kevi-pirenena hoan'ny Fandriampahalemana sy ny Filaminana tamin'ny 18 Jolay, fa mihatra amin'ireo karazana media rehetra, anisan'izany ny elektronika sy ny media sosialy ny didy.