· Mey, 2014

Tantara mikasika ny Ady & Fifandirana tamin'ny Mey, 2014

Tranga Mampihoron-Koditra Noho ny Adi-tany Ao Andranondambo, Madagasikara

  25 Mey 2014

Nitatitra ny L'Express Mada fa potika ny tanànan'Andranondambo ao atsimon'i Madagasikara [fr] nandritra ny adim-pokonolona niainga tamin'ny adi-tany. Nanomboka ny 20 ka hatramin'ny 22 mey, tsy nisy tafavoaka velona tamin'ny ady an-trano ny mponina ao an-tanàna ambanivohitra. Nampatsiahy [fr] ny iray amin'ireo zandary : A notre arrivée, un chien errant...

Adin'ny Raozy Any Rosia

Taorian'ny afo namono olona tany Odessa, ary fifandirana nandritra ny volana maro nisy teo amin'i Moscow sy Kiev, tsy nahagaga raha lasa dingana lehibe tsy maintsy nolalovan'ny politika Rosianina ny fankalazana ny tsangambaton'ny Ady Lehibe Faharoa.