· Janoary, 2008

Tantara mikasika ny Ady & Fifandirana tamin'ny Janoary, 2008

Kenya: Mampiasa SMS hampielezana tsaho

  31 Janoary 2008

Ahoana moa ny mba ao an'eritreritry ny vehivavy iray raha nanoratra ny fomba fampiasa amin'ny lafiny ratsy ny SMS izy ao Kenya: “Raha jerena ny fiakaran'ny herisetra ao Kenya, ny mpitondra tenin'ny vokovoko sy ny saritsinambolana mena ao Kenya, Atoa Bernard Barret no noheverina ho niteny fa ny fampiasana ny soratra hafatra...

Iràka: 1.000.000 no isan'ny Irakiana maty noho ny ady

  31 Janoary 2008

“Mahatratra 1 000 000 ankehitriny ny isan'ny Irakiana maty ‘voatifitra’ noho ny fibodoan'ny Etazonia ny taniny, saingy ireo (mpanao politika Amerikana) nankato ny fitsabahan'i Etazonia tany kosa na avy amin'ny “antoko ankavia” na avy amin'ny “antoko ankavanana” dia mbola mitady fialantsiny sy hevitra mandrakariva hanao izay hijanonana any Iràka” hoy...

Libanona : Moa ve tena nitsahatra ny ady an-trano ?

  30 Janoary 2008

French Eagle no mitatitra ny fijeriny momba ny fanafihana fampihorohoroana nitranga vao tsy ela tany Libanona, raha manoratra ny “hadalana vokatry ny habibiana” [connerie inhumaine] izy : La guerre civile ? Mais a-t-elle réellement cessé? Peut-être que l’occupation syrienne du Liban n’était qu’une anesthésie locale et sa fin a libéré les...

Kôngô (RDK) : Fandriampahalemana any RDK ?

  25 Janoary 2008

Manontany tena ny Congo voices raha izao no fiandohan'ny fandriampahalemana maharitra any Kôngô ? : It is too early to speculate if this will bring about an end to the conflict because there have been previous talks but no peace for the country. “Mbola aloha loatra izao haminaniana raha hamarana...

Ejipta : Menatra ny mahaejipsiana

  24 Janoary 2008

“Menatra amin’ny mahaejipsiana ahy aho amin’izao fotoana izao, menatra amin’ny firaisana tsikombakomba eo amin’ny Ejipta sy Isiraely, menatra satria heveriko fa isaky ny misy olona maty any Gaza, dia nandray anjara tamin’ny famonoana azy io ny tanana Ejipsiana,” izany no venti-kevitry ny mpamaham-bolongana Ejipsiana Eman.

Koety: Scarlett Johansson tany Koety

  23 Janoary 2008

Namangy tany Koety ny mpanakanto mpilalao an-tsarimihetsika Scarlett Johansson, velom-panontaniana i Mark : How does one go about getting access to US camps in Kuwait? “Lalana inona ary no tokony arahina mba hazahoana alàlana hiditra ny toby Amerikana aty Koety aty ?”

Kenya : Mpanakanto mitondra fanafana hoan'ireo fery

  22 Janoary 2008

Sociolingo no manapariaka lahatsoratra mikasika ireo mpanakanto Kenyana manampy amin'ny fitsaboana ireo ferin'ny firenena : Politicians have plunged the country into chaos but local artistes can help to heal the wounds caused by an election gone awry and the resultant lawlessness and suffering. “Natsobok'ireo mpanao politika tao anatin'ny (dobon'ny) korontana...

Kenya : Tao-tsaritanin'ireo aloka sy ireo hazavàna

  22 Janoary 2008

Ethan Zuckerman no mitatitra momba ny vohikala Ushahidi.com: One way to measure the continuing protest and unrest is to follow the story through Ushahidi, a citizen media site put together by friends of mine to allow Kenyans to post news about post-election unrest and violence. Each incident is added to...

Afghanistan: ny tsimok'aretin'i Rambo

  17 Janoary 2008

Abu Muqawama no nitati-baovao momba ny“the Rambo Syndrom” na ny tsimok'aretin'i Rambô.Nosoratan'ny mpamaham-bolongana ary fa ny gazety New York Times no namoaka lahatsoratra mitanisa ny herisetra maro ataon'ireo menavazan'ny ady tany Iràka sy Afghanistan.

Afghanistan: Mpitarika Taliban noafahana sy nihavanana

  15 Janoary 2008

Mohammad Fahim Khairy no manoratra fa maro tamin'ny mpitarika faratampon'ny Taliban noafahana avy any am-ponja hatramin'ny taona 2002 ho eo ambany fiarovan'ny governemanta Afghan no nandeha nankany amin'ny Al Qaeda na hita any amin'ny sehatra maro ao anatin'ny governemanta ankehitriny.