· Oktobra, 2007

Tantara mikasika ny Ady & Fifandirana tamin'ny Oktobra, 2007

Faritry Balkan : « Resaka fiteny »

  26 Oktobra 2007

Ny blaogy Balkan Baby dia mitatitra mikasika ny « resaka fiteny » any amin'ny faritra Balkanika : « What language do we speak when we are in the countries that once made up Yugoslavia? In Slovenia and Macedonia the answer is quite simple since these two countries both had their...

Afrika : Fampitaovan'ny Amerikana an'i Afrika ara-miaramila

  23 Oktobra 2007

Ny mpiblaogy Alex dia mamelabelatra mikasika ny tosiky ny Amerikana hamerina indray ny fampitaovana an'i Afrika ara-miaramila : « Now in the age of a supposed ‘war on terror’ the US is propogating the re-militarization on Africa. Back in January I wrote about the birth of the African Command and...

Myanmar : Ezaka fanalam-baraka ireo mpanokatena

  13 Oktobra 2007

Ny blaogy New Mandala [Anglisy] dia manome rohy amin'ny lahantsoratra izay navoaky ny gazety Birmana fehezin'ny fitondrana jadona miaramila izay miezaka manala-baraka ireto mpanokatena. Tsahivina fa ireo mpanokatena ireo no tena loha-laharana tamin'ny fikomiana izay nitranga tany an-toerana. « Misy vehivavy matory ao anaty trano fonen'ireto mpanokatena sady nahatrarana koa...

Resaka tontolo iainana amin'ny blaogy tamin'ity herinandro ity

  12 Oktobra 2007

Jirom-pamoivoizana intelo miova mandeha amin'ny herin'ny masoandro any Capetown, haitaon-trano manara-penitra sy manaja ny tontolo iaianana any Akra, any Ghana, fanontaniana mipetraka amin’ ireo orinasa milaza azy ho « maitso » [manaja ny tontolo iaianana], ary zana-Gôrila mahafatifaty kely any Afrika. Ireo rehetra ireo no hovoaboasina amin'ny ireo blaogy miresaka...

Masoarabo: Tsiditsidika blaogy Ejipsiana

Niasa fatratra ny blaogy Ejigypsiana, tsy jerena ny fiaraha-mientana nataon’ny gazety maro nitokona tsy nivoaka indray andro noho ny fanagadrana mpanao gazety Ejipsiana. Ny lohahevitra anio ary dia hiresahantsika momba ny fitokonana, ny fahatsiarovana ny 6 oktobra nanombohan’ny ady tamin’Isiraely ary ny nampidirana an-tranomaizina mpivavaka Shiite Ejipsiana iray.  Nitokona ny...

Myanmar: Lisitry ny voatazona sy taratasy avy amin’ny mpiasa ao amin’ny zenerasiona 88

  02 Oktobra 2007

Nahazo lisitra misy ny anarana sy ny fikambanana nihavian’ireo mpitokatena sy sivily mihoatra ny 300 izay nosamborin’ny fitondrana miaramila eto Myanmar ny mpibilaogy Niknayman. Maro amin’ireo nosamborina ireo no avy amin’ny Mandatehezam-pirenena ho amin’ny demokrasia, antoko tarihin-dramatoa Aung San Suu Kyi (izay efa nahazo ny loka Nobel ho amin’ny fandriampahalemana...

Myanmar: Te-hampihendanja ny mpanokatena ny miaramila

  02 Oktobra 2007

Ny Feo demokratikan'i Birmania (DVB), fikambanana mpamoaka vaovao tsy mikatsaka tombotsoa, hany ahenoana ny vaovao avy ao Myanmar mbola maratra amin'izao fotoana izao no mitantara fa miezaka ny hampitsahatra ny fiainam-pahamasinan'ny mpanokatena ny miaramila. Some 300 monks who were arrested a few days ago were delivered to a garage just...