Mpandika Tomavana
· 8:51 am
· Argentina · Bolivia · Colombia · Ecuador · Guatemala · Paraguay · Peru

Niara-niravoravo tamin'ny vahoaka Kôlômbiana ny faritry Amerika Atsimo [Latina] iray manontolo raha vao nahare ny vaovao fa Rtoa Ingrid Betancourt sy olona 14 hafa izay nalaina sy notazonina an-keriny no avotra. Rtoa Betancourt, teratany Amerikana 3 sy miaramila Kôlômbiana 11 no indray afaka taorian'ny andram-panavotana nampitondraina ny anarana teti-panorona hoe “Jaque.” Mpiblaogy avy amin'ny firenen-drehetra ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 7:00 am
· Albania · Kosovo · Montenegro · Serbia
Sary marobe, lahatsoratra ary hafatra maro mikasika ny tohin'ny dian'i Michael J. Totten's any Albanìa, sy Montenegrô ary Kôsôvô.
[Ity dia mbola tohin’ilay lahatsoratra efa notaterina teto ihany : Michael J. Totten mpizahatany]
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 7:12 am
· Colombia
Tienen Huevo mankalaza ny fanafahana an-dRamatoa Ingrid Betancourt izay nalain'ny Mpiady anaty akatan'ny FARC ary notazoniny an-keriny [nandritra ny 2318 andro] any Kôlòmbia :
Bienvenida Ingrid... Estamos a la espera de recuperar el tiempo perdido...
“Tongasoa Ingrid... Tsy andrinay ny hanonerana izay fotoana very izay... ”
[FANAMPIM-PANAZAVANA : kandida ho filoham-pirenena, nalain'ny mpiady ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 7:30 am
· Iran · Israel · Turkey
Shalom Rav no manala sarona ao amin'ny Jewschool [sekoly Jiosy] fa Israely hono no firenena fatra-pihinana voanjo indrindra eran-tany, misy anefa tatitra nivoaka vao tsy ela manambara fa mety ho fanondranana voanjo an-tsokosoko avy any Iran no foto-pamatsiana voalohany izany tsena goavana any Israely izany :
Anyone with even a passing knowledge of Israeli snacking ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 12:15 am
· Albania · Bosnia Herzegovina · Croatia · Kosovo · Montenegro · Serbia
Michael J. Totten ao amin'ny gazety Middle East Journal no manapariaka lahatsoratra ravahina sary mikasika ny diany farany tany amin'ny faritra Balkanika (93 ireo hafatra voarainy); LimbicNutrition Weblog kosa dia nanoratra ao amin'ny blaoginy ny valin-taratasy atolony an'i Totten.
1 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 12:30 am
· Israel · Palestine
Nampitombo isa ny fandresena norombahan'ny ady hoan'ny rariny ara-sosialy [social justice] i Muna Nawajaa.
Nampiasa itony fakana lahatsary [camera] izay fanomezan'ny fikambanana B'Tselem's Shooting Back project azy, i Nawajaa izay Ramatoa Palestiniana iray, dia naka lahatsary ireo olona misaron-tava izay nidaroka sy nanao herisetra ny sasany amin'ny fianakaviany, vokatr'izany dia nanokatra fikjatsahana ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika avylavitra
· 6:35 am
· Lebanon · U.S.A.
Ny Alatsinainy16 jona lasa teo, ny Sekreteram-panjakana Amerikana Condoleezza Rice dia nivahiny tampoka ora dimy tao Libanona. Nanambara izy ny fanohanan’ny governemantany ny filoha Libaney vao lany tsy ela akory izay, sy ny governemanta Libaney, ny mpitondra tenin’ny parlemanta ary ny rafitra demokratika ao amin’ity firenena ity. Nandritry ny ady ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Pissoa
· 10:00 pm
· Iraq
Efa zatra mitondra fitafiana mainty ny vehivavy Irakianina amin'izao - lokon'ny alahelo sy fisaonana hoy ny voalazan'ny Inside Iraq. Misy ihany nefa eny anivon'ny haizina eny vehivavy milaza fa manao fitafiana volon-tany, maitso na mavokely mihitsy aza !
Araka ny voalazan'i Correpsondent Jenan dia :
Black is the favorite color for ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 7:38 am
· Sudan
Ny namana Ethan Zuckerman no manontany tena sy mizara izay fiheviny mikasika izay raharaha any Darforo, nahoana isika no mila mifantoka tsara [mianatra] ? :
One of the questions I’ve wanted an answer to for some time is how the community focused on Darfur has managed to attract so much attention to ...
0 hevitra · Tohiny »
Mpandika Tomavana
· 2:31 pm
· Mozambique · South Africa
Agry ao amin'ny navegador solidário [mpiantsambo miray hina] no mizara vaovao mikasika ny fodian'ireo tra-boina izay nisedra herisetra sy fanafihana vahiny mpiavy mpilaravinahitra any amin'ny tany nihaviany, dia i Mozambika zany :
Enfim, ainda não chegou a hora do governo sul-africano reconhecer, sem rodeios, a sua responsabilidade em todo este processo. ...
1 hevitra · Tohiny »
Mpiblaogy Malagasy vavolombelona nanatri-maso ireo trozona niantsona k...
-
Atao akory fa "Traduttore, Traditore" hoy ny hain-teny Italiana n...
-
adinoko fa ny TROZONA amin'ny teny Malagasy dia BALEINE kosa amin...
-
Miala tsiny fa angamba amin'ny anglisy dia fianakaviana iray ny D...
Tohiny »