Tantara mikasika ny Taridàlana tamin'ny Desambra, 2013
The Toolbox: Fomba 16 Vaovao Famoronana Tantara
Olon'ny jery ve ianao (ary te-hizara ny tantaranao amin'izany fomba izany)? Sa mila fanairana raha vao misy tatitra mikasika ny filoham-pirenen'i Moldova? Ireto misy fitaovana vaovao vitsivitsy hanampy anao hikaroka ny tantaranao manaraka, sy sehatra vaovao (tahaka ny fampahatsiahivana ny Tantara sy ireo sary mampifandray) hanolorana tsotra sy mazava fampahalalana.