The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Travel Sokajy ara-dresaka

RSS ho an ny Travel

2008-05-14

Dobay : Trozona sy patsaPhotos post

Sha3teely mpiblaogy Jordaniana no mizara izay eritreriny raha nitsidika ny tananan'i Dobay andro vitsy izy sady nanapariaka sary vitsivitsy : This trip simply showed me how much poor, unimportant, dispensable and small creature I am… it showed me how big is the world and how far are we. It showed me ...

2008-05-08

Kiobà : Nolavina ny fangatahana fazahoan-dàlana hivoaka ny firenena napetraky ny mpiblaogy Ramatoa Sanchez

Ireo mpiblaogy Kiobàna Babalu, sy Uncommon Sense ary 1Click2Cuba dia samy mitatitra avokoa fa ny mpiblaogy Yoani Sanchez [blaogy Generacion Y] izay monina any La Havane dia tsy nahazo ny fazahoan-dàlana hivoaka ny firenena izay ilainy amin'ny tokony nandehanany any Espaina mba handray ny loka fara-tampony hoan'ny mpanao gazety izay norombahiny ...

2008-04-30

Pôlôna : Vazivazy mikasika ireo andry mitondra toro-làlanaPhotos post

Polandian no manolotra izay dikan'ireo andry mitondra toro-làlana any Pôlôna : Polish drivers have a rather relaxed attitude to traffic laws. It may be necessary to provide an interpretation of some of the more common road signs for visitors [...] All road signs should be taken with a pinch of salt ...

2008-04-29

Rosìa : Moasko sy New York

Two-Zero no manome ny heviny hoe tsy i Moasko velively no : the new New York. “New York vaovao.”

2008-04-02

Montenegro

Csíkszereda Musings no manoratra momba ny renivohitry Montenegro dia i Podgorica:

“Podgorica no nantsoina fahiny hoe Titograd, izay anarana mampahatsiahy zavatra mahafinaritra, fa mampanembona ny fofon’ny orinasana milina mpitarika (tirakitera), tranobe vita amin’ny vatosokay ary ny setroka. Mamplaheo moa fa rehefa tsy nantsoina hoe Titograd intsony izy dia tsy misy itovizana amin’i Titograd tokoa izy.”

2008-04-01

Marôka : Mitaky fiompiana kisoa ireo mpizahatany

The View from Fez [topi-maso avy any Fez] any Marôka no mitatitra ny fisian'ny fiompiana kisoa any amin'ny firenena izay Silamo sady fady tsy mihinana izany : One of the last things you would expect to find in Morocco is a pig farm. Given that the consumption of pork is a ...

2008-02-02

Shina : Ny farihy Xi Hu fotsian'ny orampanalaPhotos post

ShaoShilong no manapariaka sary vitsivitsy ahitana ny farihy fanta-daza Xi Hu [farihy Andrefana] fotsian'ny orampanala.

2008-01-28

Hôngria : “Dia mampihoro-koditra tokoa noho i LA ve i Bodapesta ?”

Pestiside.hu no mamaly mpamaky iray avy any LA [Los Angeles, USA] izay milaza azy matahotra ny hitsidika an'i Bodapetsa : Anyway, we'll take it as a compliment. “Na izany na tsy izany raisinay ho toy ny fandòkana izany.”

Faritry Balkan : “Jestdej”

Sleeping with Pengovsky no manala sarona ny fomba ataon'ny mpihira Krôasiana hihirana ilay hira malaza ‘Yesterday'-n'ny tarika ‘the Beatles' : ... For all of you native speakers out there - if you ever wondered how English sounds to people from the Balkans - take a look at the above picture. “… Ho ...

Chinese ,
Malagasy

Noho ny firotsahan'ny ranomandry be loatra any Hunan dia voatohintohina aok'izany ny fifamoivoizan'ny fiaran-dalam-by. Azo jerena ao amin'ny  56.com (zh) ny toe-draharaha ao Guangzhou. Nahazo ny lahatsoratra avy amina mpanao gazety manan-daza iray ny Inmediahk.net, izay nampivoitra fa efa niainana nandritra ny 20 taona farany ity  olan'ny fifamoivoizana eo ampiandrasana ny fetin'ny lohataona (fitsimohan'ny zavamananaina) ity. Nanampy trotraka ny olana efa nihatra no nataon'ity “loza” voajanahary ity.