· Novambra, 2007

Tantara mikasika ny Tsidika tamin'ny Novambra, 2007

Marôka : Any Medinà i Leonardo Di Caprio

  29 Novambra 2007

Ny mpiblaogy Marôkana Adliski dia mitatitra sy mampita sary tamin'ny nahitany ny mpilalao sarimihetsika Amerikana Leonardo Di Caprio mandakadaka baolina teny amorontsiraka sy mandehadeha mizaha-tany any amin'ny ivon-tanàna antitr'i Medinà. I Leonardo Di Caprio dia eo am-pitifirana ny sarimihetsika « Body of Lies » izay tontosain'i Ridley Scott any Marôka ankehitriny. Zendana ny mpametraka hafatra mahita...

Zimbaboe : Moa ve misy seranam-piaramanidina iraisam-pirenena any Zimbaboe ?

  28 Novambra 2007

Ny blaogy Kubatana dia manoratra, Tongasoa aty Zimbaboe [Welcome to Zimbabwe] : « I was at Harare International Airport yesterday. With Zambia Airways deciding to withdraw their services, our description of our airport being international is largely attributed to the fact that South African Airways and Kenya Airways still find...

Sômalia : Fomba Sômaliana

  28 Novambra 2007

Mianarà fomba Sômaliana miaraka amin'ny mpiblaogy Shafi : « Receiving a guest with such generosity is often praise worthy and the theme of many verses of poetry. In the Somali culture, where families are judged by their hospitality, Sooryo (receiving guests well) is very important and so is Sagootin (seeing...

Azia Atsimo Atsinanana : Ireo tetezana lava indrindra

  16 Novambra 2007

Ny mpiblaogy Pisanu monina any Bali, Indonezia dia mitatitra ao amin'ny blaogy Bisean mikasika ireo tetezana lava indrindra any Azia Atsimo Atsinanana : « Southeast Asia is home to some of the world’s longest bridges. In our attempt to speed up economic advancements, bridges also narrowed the gaps of cultural differences...

Afrika : Mpanao gazety tandrefana manandrakandrana an'i Afrika

  12 Novambra 2007

Ny mpiblaogy Arjen Westra dia mitantara ny diany voalohany tany Tôgô sy Nizeria : « My first visit to Nigeria years ago, I did not get the AK47 roadblocks every 200 meters that people prepared me for. I neglected the advice of friends (who had never been to Africa), asking...

Kôngô (RDK) : Fitanterana entana any Kinshasa

  08 Novambra 2007

Ahoana no fomba itanteranao entana raha any Kinshasa ianao? Ny blaogy Congo Girl dia manazava : « People move items around by vehicle a lot of the time, but it's not always an option. If you don't have a truck on hand, you can always rent a guy with a wheelbarrow...

Albanie: Fanasandamban i Tirana

  06 Novambra 2007

Izay mahita mety ho tsipaky ny hehy, ny hafa kosa karazan'ny rikoriko ihany: Mba mieritreritra ny handravaka amin'ny fomba miavaka ny tranony izay tsy maintsy ihafiana onenany ny olona ao aminy na dia tsy tiany loatra aza ny mipetraka ao, dia jereo eto (tsindrio eto) ange ny ataon'ny mponina amin'izany tanàna...

Arabia Saodìta : Mariazy misy fe-potoana fohy

  01 Novambra 2007

Ny mpiblaogy Fayyad dia manazava ao amin'ny blaogy Kabobfest ny atao hoe « mariazy misy fe-potoana fohy » izay tanterahin'ireo lehilahy Saodiana, rehefa mandeha any am-pakan-drivotra ivelan'ny fireneny ry zareo mandritra ny fotoana fialan-tsasatra mandritra ny fahavaratra. « Ironically, such temporary marriage contracts, some of which known as Mut’a or...

Ireo pejinay momba an i Tsidika

Fizahantany, Tsangatsangana, Vezivezy