· Septambra, 2012

Tantara mikasika ny Teknolojia tamin'ny Septambra, 2012

Nakaton'Iran Ny Fidirana Amin'ny Google sy Gmail

Fahavalon'ny fahalalaham-pitenenana ny fitondrana Iraniana nandritra ny taompolo maro, saingy tamin'ny Alahady 23 Septambra 2012 lasa teo, vao maika talanjona ny maro raha nanambara ny fitondrana fa hanomboka hanivana ny Google sy Gmail izy ireo afaka ora vitsy. Nanambaora [fa] ny manampahefana Iraniana iray,  Abdolsamad Khoramabadi fa noho ny fangatahan'ny vahoaka...