· Avrily, 2008

Tantara mikasika ny Teknolojia tamin'ny Avrily, 2008

Shina : vohikala tsy ara-dalàna

  22 Avrily 2008

Tsikaritry ny mpamahana ny “soratra tsy miforitra” fa tsy voasoratra ara-dalàna araka ny takian'ny Minisiteran'ny orinasa fampahalalam-baovao ny anti-cnn.com [zh]. Misoratra amin'ny anaran'i Jim avy ao amin'ny Oniversiten'i Tsinghua ny vohikala ary ampiatranoan'ny www.DNS.COM.CN.

Afrika Atsimo: Loka webby

  22 Avrily 2008

“Nahazo ny lokam-pankasitrahana Webby mifanila amin'i (CNN, CBS News, The New Yorker, CNBC, The New York Times, TIME ary ny the Observer Media Group) i Thought Leader (mpitari-tsaina). Mametraka ny Thought Leader ho ao anatin'ny bolongam-politika 15 be mpamaky indrindra manerantany izany ary mametraka azy ho hany tokana avy eto...

Israely : Ny fampiasan'ny tovovavy finday amin'ny fiarahan'olon-droa

  16 Avrily 2008

Milalao Afo : Ny fampiasan'ny tovovavy palestinianina any Israely Finday [ANG – PDF] [Playing With Fire: On the domestication of the mobile phone among Palestinian teenage girls in Israel] no lohatenin'ny tahirin-kevitra iray nosoratan'i Hiyam Hijazi-Omari sy Rivka Ribak. Ny fampiasan'ireo tovovavy any Israely ny finday moa no nanaovan'izy ireo...

Angola:Vaovao avy any angola hita ao amin'ny tranonkalam-pifampizarana

  11 Avrily 2008

Ambaran'i Francis Pac [pt] fa misy ny tranonkala web 2.0 mitovy amin'ny Digg mba ahafahan'ny olona mijery sy mifampizara vaovao avy any Angola. “ Ny nahatonga ny safidy ampiasana ity fitaovana ity ho an'i Angola manokana dia noho ny fahavitsian'ny vaovao mikasika an'i Angola  sady ankavitsiana tokoa no mba ahitana...

Egypta:Mpitoraka blaogy miatrika vava-ady

  10 Avrily 2008

Nihazakazaka niaraka tamin’ny famantaranora (famantaranandro) ny mpitoraka blaogy Egyptiana nampita ho an’izao tontolo izao ny fitroatr’ireo mpiasa izay niantraika tamin’ny firenena manontolo, toy ireo an’arivony nitangorona nanoloana ny Al Mahalla orinasa fanenonan-damba, nangataka ny hanamboarana ny karamany ho tsaratsara kokoa sady nanohitra ny fisondrotry ny vidim-piainana. Isan’ny voalohany koa niaraka...

Afghanistan : Atrikasa voalohany amin'ny fitorahana blaogy tao Kabul

  09 Avrily 2008

Nahatontosa ny atrikasa voalohany teo amin'ny tantaran'izy ireo ny Fikambanan'ny Mpitoraka Blaogy ao Afghanistan [Afghan Association of Blog Writers] (Afghan Penlog) rehefa nisedra tsy fahampian'ny vola sy ny herin'aratra. Tamin'ny 3-4 Aprily no natao tao Kabul io atrikasa io niaraka tamin'i Nasim Fekrat sy Masoumeh Ebrahim [Fa], mpitoraka blaogy mavitrika...

Zimbaboe : FrontlineSMS ho enti-miady hoan'ny Demokrasia

  09 Avrily 2008

Kiwanja [Kenny] izay nandalo tany Zimbaboe fahiny dia manoratra mikasika ny fampiasana ny rindrakajy FrontlineSMS [SMS amin'ny lohalaharan'ny ady] any Zimbaboe: A local NGO seeking to promote human rights and good governance, Kubatana were the very first users of FrontlineSMS when it launched back in 2005, starting a trend which...