· Desambra, 2007

Tantara mikasika ny Teknolojia tamin'ny Desambra, 2007

Libanona: Raha foana tahirin-tsolika

  20 Desambra 2007

“Halavirana hatraiza no vitan'ny fiaranao rehefa manamarika (mena) ny tabilao fanamoriana fa lany ny tahirintsoliky ny fiaranao?” hoy ny fanontanian'ny mpamaham-bolongana Libaney Mark, izay te-hampilaza amin'ny mpamily fiarakodia hoe hatramin'ny firy kilometatra moa no vitan'ny fiara entinao rehefa voatondro ny faritra mena fahalanian'ny solika ao aminy. Amira Al Hussaini

Malawi : William Kamkwamba any amin'ny gazety Wall Street Journal

  15 Desambra 2007

Ny mpiblaogy Erik dia manoratra ao amin'ny blaogy Afrigadget mikasika an'i William Kamkwamba, tanora siantifika avy any Malawi : « We’ve written about young Malawian William Kamkwamba a couple of times here on AfriGadget, so it’s great to see him getting recognition in the WSJ! The article is titled “A...

Oganda : Tsy ny iantsoana an-telefaonina ihany no ampiasana ny finday

  14 Desambra 2007

Ny mpiblaogy Kenny dia mizara sary izay ahitana fa  tsy ny iantsoana an-telefaonina ihany no ampiasana ny finday any Oganda: « Taken in Uganda last week, a great example of adaptive product development. In other words, giving customers what they want. » « [sary] nalaina tany Oganda tamin'ny herinandro lasa teo, ohatra goavana...

Paraguay : Ny vidin'ny tambanjotra Aterineto

  12 Desambra 2007

Ny blaogy Internet en Paraguay dia manambara ny tsy hafaliana eo anoloan'ny fampitaham-bidy izay mampiseho fa  avo fito heny [7x] ny vidin'ny tambanjotra miridiridy 1Mbps Aterineto any Paraguay raha mihoatra amin'ny any Brazila indrindra nohon'ny fanambarana ny fahafaham-pon'ny fanjakana any Paraguay amin'ny taham-pandrosoan'ny Aterineto any an-toerana : « Japàna – 1,81 Reales isam-bolana –...

Brezila : Momba ny fandrombahana ny amboara tamin'ny fifaninanana sarimihetsika tamin'ny YouTube

  10 Desambra 2007

Ny mpiblaogy Rodrigo Savazoni dia manararotra ny fandresen'ny sarimihetsika Breziliana tamin'ny fifaninanana sarimehtsika fohy [short film | court-metrage] YouTube Project:Direct hiresahana momba ireo zava-baovao momba ny sarimihetsika izay ateraky ny fivoaran'ny teknolojia : « Eu só consigo ver o lado positivo disso. Porque ninguém vai deixar de ver bons filmes e muito...

Iran : “Nahoana no tsy Yahoo no toerana tandrify ?”

  07 Desambra 2007

Ny mpiblaogy Kourosh Ziabari izay monina any Iran dia manohy ny tolona ataony mba hamerenan'ny vohikala Yahoo mail an'i Iran anivon'ireo firenena azo isafidianana [Farsi], dia nametraka ary ny tetikasa “Hello Yahoo Project” izay hetsika ivondronan'ireo Iraniana rehetra izay tezitra tamin'ny fihetsik'i Yahoo mba hamafa tsy hampiasa intsony ny Yahoo...

Nizeria : Manja ireo solosaina-findainay

  04 Desambra 2007

Ny mpiblaogy Sokari dia manapariaka sarina mpianatra maro mirongo solosaina any Nizeria [ireo solosaina-finday maitso mora vidy (100$) izay novokarina manokana ahafahan'ireo ankizy mpianatra any amin'ny faritra ambanivohitra any amin'ny firenena andalam-pandrosoana mampiasa Aterineto] : « We love our green laptops » « Tena manja ireto solosaina-findainay maitso ireto »...