Tantara misongadina mikasika an'i Teknolojia
-
Fampiofanana Hazakazaka Haingana dia Haingana Momba Ny Lahatsary Misokatra
07/02/2013
-
Nandefa Gidro Tany an'Habakabaka i Iran Ary Hafa no Tonga avy Any
04/02/2013
-
Google Mamoaka Ny Sarintanin'i Korea Avaratra Hifandrimbonana 02/02/2013
-
Ejipta: Mitaky Rindrambaiko Tovozina Malalaka Sy Maimaim-Poana ny Vahoaka
29/12/2012
-
Ireo Mpitoraka Bitsika Politika Malaza Indrindra Any Afrika? Ndeha Hahitsy Ny Lisitry Ny The Guardian
04/11/2012
Tantara farany mikasika an'i Teknolojia
20/05/2013
Mitrandraka Avy Any Ifotony Hisian'ny Fifidianana Madio any Bolgaria
Dimy andro latsaka, ny 12 May, ireo mponina Bolgara dia nifidy parlementa vaovao. Misy fisalasalana anefa raha ny ho fanekena ny fifidianana ho avy. Mba hanampiana ny fanaraha-maso ireo fanitsakitsahana ny dingam-pifidianana, namorona fiasana maro ao anatin'ny aterineto ireo Bolgara mpikatroka mafàna fo. Tatitr'i Ruslan Trad.
26/04/2013
“TrashOut”: Sarintany Ifandrimbonan'ny RuNet Hanoroana Toera-Pako Tsy Ara-dalàna

Nisy fampihatra am-pinday vaovao mpandala ny tontolo iainana navoaka [ru] tao Rosia. Fifandrimbonana an-tsarintany ahafahan'ny mpisera manamarika toerana tsy ara-dalàna ahitana fako ao amin'ny sarintany iray ny “TrashOut“. Ity app (fampihatra) maimaipoana...
24/04/2013
Fifaninanana Voalohany Indrindra Mikasika ny Media Sosialy ao Ghana
Tonga ny valin'ny fifaninanana ho an'ny media sosialy sambany vao nisy tao Ghana.
Mihemotra i YouTube Raha Misosasosa Ny Aterineto ao Korea Atsimo
Ao Korea atsimo izay efa nozarina ny misosasoa amin'ny aterineto anisan'ny hainga-pikoriana indrindra manerantany, dia tsy mitsahatra ny itarainana hatrany ny YouTube noho ny fikatsokatsoany. Saingy nahoana moa ity habaka mampiantrano lahatsary...
23/04/2013
Torolalana Ara-dalàna Momba Ny Fiarovana Nomerika Ho An'ny Mpikatroky Ny Zon'Olombelona Arabo

Namoaka "torolalana ara-dalàna ho fiarovana ara-nomerika" ho an'ny mpanentana sy ny mpikatroky ny zon'olombelona ary ny mpisolovava liana amin'ny fahalalaha-miteny nomerika sy ny tsiambaratelom-pifandraisana sy ny antontan-kevitra voatahiry ao amin'ny finday, solosaina na zavatra hafa ampiasaina hitehirizana sy izarana vaovao ny Fikambanana Miaro ny Fahalalaham-Pitenenana sy Fieritreretana ao Ejipta.
21/04/2013
Fahatezerana Tamin'ny Nanendrena ny Monsanto Ho ao amin'ny Tempolin'ny Laza
Raha vao nanambara ny fikambanana tsy mitady tombom-barotra Acción y Reforma Agrícola (ARA) (Katroka sy Fihavaozana Ara-Pambolena) [es] fa nanendry ny orinasa ara-pambolena Monsanto ao amin'ny Tempolin'ny Laza Ara-Pambolenan'i Puerto Rico [es] dia maro ireo fikambanana any amin'ny vondro-paritra no naneho ny fanoherany marindrano izany.
14/04/2013
Venezoela: Miomana Amin'ny Fifidianana Atao Amin'ny Alahady ny Fikambanana Tsy Miankina Ho Amin'ny Mangarahara

Tao anatin'ny enim-bolana izao dia handeha handatsa-bato fanindroany ireo Venezoeliana. Hifidy izay handimby ny filoha teo aloha Hugo Chavez izy ireo, izay namoy ny ainy tamin'ny volana Marsa teo. Somary mikorontana ny tontolo politika ao...
27/03/2013
Fikatonan'ny Google Reader: Toetra Ratsin'ny Google?
Nanambara ny Google tamin'ny herinandro lasa fa hakatony amin'ny 1 Jolay 2013 ny tolotra mpamaky fahana RSS fanomeny, fantatra amin'ny hoe Google Reader. Mandalina ny dikan'ity fanakatonana ity ho an'ilay orinasa sy ho an'ireo mpampiasa azy io ireo mpampiasa miteny Espaniôla.
17/03/2013
Vehivavy Voalohany Indrindra Mpanao Politika, Mpanao Lalàna Mitoraka Bilaogy Ao Kambodza
Mitafà amin'i Mu Sochua, ilay vehivavy voalohany voafidy tao anatin'ny Parlemantan'i Kambodza ary iray amin'ireo mpanao politika vitsy dia vitsy any Kambodza mampiasa tsy an-kiato ny media sosialy.
15/03/2013
Ejypta : Famaritana ny Fahalalahana Nomerika

Tamin'ny volana febroary lasa teo, namoaka ny fanadihadiana voalohany [amin'ny teny arabo] momba ny fahalalahana nomerika ny fikambanana miaro ny fahalalahan-kevitra sy fahalalaham-pitenenana ao Ejypta; lahatsoratra mamariparitra ireo karazana zon'Olombelona sy...






























RSS ho an i Teknolojia 








Rehefa App ny resaka dia fampiasa na fampiharana no tsara iantsoana azy kokoa