GlobalVoices anaty

Fanaraha-maso

Tahiry Lohahevitra · 5 Lahatsoratra


Tantara farany mikasika an'i Fanaraha-maso

02/04/2013

Pakistana: Ny Fanentanana “Access Is My Right” (Zoko Ny Miditra)

Tohin'ny lahatsoratra GV Mpisolovava

Ny ONG Pakistane Bytesforall mpiaro ny zo amin'ny aterineto dia nanomboka fanentanana ety anaty aterinto mikasika ny fitantavànana sy ny sivana ety anaty aterineto. Ilay fanentanana, antsoina hoe "Access Is My Right," dia mikendry ny hanaitra ny sain'ireo mpampiasa aterineto mikasika ny politika sy ny fomba fampiasa izay mametraka teritery amin'ny zo haneho hevitra malalaka ety anaty aterineto

25/02/2013

Zambia: Sinoa Manampahaizana Hanaramaso Ny Aterineto Hoe?

Tohin'ny lahatsoratra GV Mpisolovava

Voalaza fa nanakaràma Sinoa manampahaizana ny governemanta Zambiana mba hametraka fitaovana fanarahamaso miafina ny aterineto ao amin'ny firenena. Efa nitsidika ireo orinasa ny iraka avy amin'ny Biraon'ny Filoham-pirenena sy ireo manampahaizana manokana amin'ny teknolojia hitsidika ny toeram-piasàny sy handalina ny fotodrafitrasa ampiasain'ny tambajotran-dry zareo, mba hahafahan'ireo manampahefanaa mijery izay toerana ao anatin'ilay tambajotra hametrahana ny fanapaingorana , na ny 'varavarana miafina' hitsikilovany. Na ny manampahefana Zambiana, na ny Shinoa dia samy tsy nisy nety naneho hevitra mikasika ny fiarahan'izay ireo miasa

24/11/2012

Taratasy Misokatra Ho An'i Marissa Mayer: HTTPS Amin'ny Tolotra Yahoo! Rehetra Ankehitriny Izao

Tohin'ny lahatsoratra GV Mpisolovava

Taorian'ny fanendrena miezinezina an'i Marisa Mayer ho filoha tale jeneralin'ny Yahoo!, Afaka nanararaotra ny mpitantana vaovao hamaha olana maika: Yahoo! Mail no hany habaka lehibe mbola miankina amin'ny serasera tsy...

05/11/2012

Henjanin'ny Fiombonambe Eoropeana Ny Fepetra Fanarahamaso Ny Fanondranana Teknolojia

Tohin'ny lahatsoratra GV Mpisolovava

“Tsy azo ekena mihitsy ny hoe hampiasàn'ny fitondrana Siriana sy Iraniana ny teknolojia Eoropeana mba hanitsakitsahana ny zon'olombelona”. Marietje Schaake

12/08/2012

Arzantina: Fandalinana Vaovao Handinihana Ny Fiantraikan'ny Fampiharana Ny Fanaraha-maso Ny Aterineto Eo Amin'ny Zon'Olombelona

Tohin'ny lahatsoratra GV Mpisolovava

Ny "Online surveillance: What does monitoring and detecting content on the Internet mean? / Inona no dikan'ny fanaraha-maso sy fitsongoana dia ny votoaty ety anaty Aterineto?" dia lahatsoratra vaovao fandinihana vaovao nataon'ny Foibe Fandinihana ny Fahalalahana Miteny sy ny Fahazoana Vaovao (CELE) ao amin'ny Anjerimanontolon'i Palermo, Arzantina

Faritra manerantany

Firenena

Teny

Lohahevitra Manokana

Lahatsoratra miaraka amin'ny