· Marsa, 2010

Tantara mikasika ny Fanatanjahantena tamin'ny Marsa, 2010

Afrika atsimo: Fiadiana ny amboara manerantany, zato andro sisa

  03 Marsa 2010

Tompokolahy sy tompokovavy, indreto isika ireto! Manomboka ny fanisana ary miampita amin'ny isa azo marihina isika, 100 andro tokoa manko sisa. Ny fiadiana ny ho tompon'ny amboara manerantany amin'ny lalao baolina fandaka karakarain'ny FIFA tokoa manko izao hetsika ara-panatanjahantena be mpiandry indrindra tsy noho ny fiezineziny ihany fa io fa...